ny TIM sy ny antenimeram pirenena
1. ravatorano
(
20/07/2005 05:47)
Re erarn tany re eran danitra fa dia hametram pialana izany ny filohan ny antenimieram pirenena Lahiniriko Jean izay mpikatroka ao amin ny antoko ma
novalian'i ravatorano ny 29/07/2005 11:17
2. ravatorano
(
20/07/2005 05:59)
Re eran tany aman danitra izao fa dia hametra pialana izany ny filohan ny antenimieram pirenena Lahiniriko Jean izay mpikatroka ao amin ny antoko matanjaka eo aminy fitondrana dia ny TIM izany.
Feno fiahatsaram belatsihy houzy ny antoko misy azy satria na ny birao politika na ny filohan izany tim izany dia tsy afaka nanome baiko ny mpikatroka momba ny tokony hitsipahana izany motion de censure ho an ny bureau permanent izany.
Ny tim no nametraka azy , ny tim izany no manala azy eo ary dia hijanona ho deputé tsotra ingahy Lahiniriko ary dia hiala tim izany izy.
Ny fanaovana politika amin izao fotoana izao mihitsy no mapanahy.Inona no fahadisoana nataon Ingahirainy io no dia izao tratran ny motion de censure izao izy.
Izao mantsy raha resaka budget d tokony ho fantatry ry zareo deputé ireo fa izy ireo ihany no nifidy ny LF2005 ka raha nangataka ny 120 milliard ny A.N dia ny antsasak izany no azon dry zareo dia ny 63miliara izany ka norimaly raha tsy ho araka ny tokony ho izy ny vola azo ampiasana na ny fampiakarana efa nokinasa aza d tsy azo natao.

3. ravatorano
(
20/07/2005 06:08)
Io zany ilay we Atra no naka d Atra no nanome , ny tim no mametraka ary ny tim no manala.Ny TIM anie zany no andriamanitry ny politika eto .
Zà tsy we tsy mirevy tim fa ny fahitako politikan dry lerony no manahirana b anah satria ny fitsinjovana ny tombotsoam bahoka no heveriny atao nefa izao toa mifanohitra ihany .
Raha manao detaxation ny vary afarana avy any ivelany v ny fanjakana tsy hanahirana indray amin ny vokatra miakatra eto madagasikara.
IO koa mouh tsy hita marian izay atao satria isika malagasy mihitsy no tena manahirana satria amin izao iiska mliteny izao defa firy ny mpijirika vary no miezaka manafina ny vary gasy mba hiakaran ny vidiny eny antsena.Izao indray nofoanana ny taxe amin ny fampidirana vary eto amitsika di araikitra indray ny hoe manomba ny vidin ny vary eny amin ny tantsaha
manderaka an:twisted::evil::evil:.
Farany amiko ireo deputé rehetra ireo dia tokony asiana lalana henjana mba ho solombavaambahoaka marina ary mba ho mendrika andry zareo ny volabe nomena anazy ireo lava ity satria efa mahatratra 98 millions fmg isan taoana ny vola azon dry zalah ireo.

5. fijo
(
20/07/2005 22:28)
ny lalana mifehy ny politika any amintsika mihintsy no tokony atao izay hampisy azy haingana.raha tsy izany dia hivadibadika foana io palitao io.izao ve dia hivadika mpanohitra koa ingahy lahiniriko?tsy hampiomehy be ve izany.dia ho lasa masina tampoka eo imason'ny mpanohatra izany lery,nefa ireo no nangataka voalohany ny fialany?aiza ihany ary izy ity e
6. ravatorano
(
21/07/2005 05:52)
marina zany fijo ah ! izy alohatsy hivadika mpanohitra fa kosa hamorona antoko iray vaovao indray angamba ka eo amin ny roapolo eo no isan ny mpikambana hihihihihi
Marian fa lasa nihamasina eo amin ny mpanohitra indray ingahirainy izao ary efa misy konokonona hafa indray miseho izao mba hirecupéré-na azy.

7. naritsimba
(
22/07/2005 04:53)
Tsy efa tokony ho ny mpitondra rehetra ve no hametra-pialana e!
Efa hita fa mampahantra vahoaka fotsiny sy mihinam-bola no atao eo.
Hampanana ny efa manana, ary haka ny kely ananana.
tsy lasa intsony eeeeeeeeeeeeee

8. ravatorano
(
22/07/2005 07:41)
mahandrasa ny 2007 ranaritsimba ah dé mba mifaninana amin i Pastera Maihol
9. ravatorano
(
22/07/2005 11:46)
mbola iny hitatsika nifampidinika tamin Ingahy chirac iny Ingahy Lahiniriko na dia efa hametra pialana mazava tsara aza.Ny nahagaga dia toa tsy hita teo ireo adjoint-ny na ny kessitera fa lery rery eh d noreveny manja teo:-D:-D:-D:-D:-D
aiza ry akama tim isany mbola tany ho any izany v no we misy discipline de parti sa d no isoléna mlihitsy Ingahy Lahiniriko hihihihi
any zany lé aza ah !
:-$:-$:-$:-$:-$:-$^:^

10. fijo
(
27/07/2005 22:06)
ka toa nivadika tampoka indray ity resaka ko.toa tsy hotafala indray lery sa ahoana?
11. mandrindra
(
29/07/2005 08:20)
Io no tena hoe resabe politika e, fandrebirebena saimbahoaka fotsiny ireny. Sintomina any aloha ny saimbahoaka mba mody ilazana hoe tena miasa anie ry zalahy deputay reo, ary koa hoe tena malalaka anie eny fa tsisy tsindry avy any ambony. Fa na midoboka na mijanona eo anie i Lahiniriko tsy mampiova ny fomba fitantana ara ekonomika sy sosialy an'i Madagasikara izany e.