fiaretana
22. zefalah
(
23/07/2005 23:10)
efa ela za naita an'reo evitra reo...fa fananiako tsy novaliana,mba ahazahoko evitra maro maro.
ka de misaotra anareo e..atao aona mo...miakina @ lahatra ny fiainana..mety tsy anjarako ngamab izy.
matoa tsy nahandry..
manana zo ko izy hilefa sy tsy ahandry tanana..satria ny ahy mbola ho ela ngamba.
de zay. misaotra anareo. afa-po toko

24. kally
(
25/07/2005 14:57)
Aza dia midonàka toy ny rafotsibe very laona eo koa anefa fa mba nihetsiketseha ry zefalah a!ianao ity hoy aho dia ahiako mihitsy kah! raha lasa môpera moa tsara fa raha lasan-dry zalahy hampitombo isa ny pelaka no manahirana nefa moa raha izay no safidin'i zefalah!!
25. kally

26. fijo
(
27/07/2005 20:57)
kally kosa e,avelao isy hisoufla kely aloha fa vao sempotra be.ary ndroky ary aza manahy fa bibi sy yonika ahny ka tsa haninona e
27. palince
(
31/08/2005 07:30)
Drey, ianao foana nou dounak eo ny fiainana le rou tsa mba miandry voromaty fa zay toung lany. ny sipa de tsa mety miandry izany fa mil mba mirosy manala azy e aza dounak letsy a sipa betsaka io a