fiaretana

1. zefalah ( 19/07/2005 00:50)
za mpianatra...za misy sipa any hivelany..de za zany miteny hoe raha tena tia ahy marina io sipa io dia miandry zay ahavitako ny fianarako,satria miakina @ fianarako ny fiainanay..sa aona?
mba inona kay no ataonay mpianatra mba ahatonga anareo sipa hiaritre?
ary moa ve ianreo tsy mba mieritreritra ny ho avy.
fiainana anie hony mandalo e!! asa alo e..
fa de mangalata ny evitrareo za hoe: inona no antony mahatonga anareo vehivavy tsy maharitra,sy tsy mahandry tanana?
novalian'i palince ny 31/08/2005 07:30
2. rjej2004 ( 19/07/2005 05:30)
Tsy ny vehv rehetra mihitsy no tsy mahandry tantana zany.Ra toa ka mahatoky ny fitiavanao ka hainao ny nampiseho fa mendrika itokisana enao ary tena sûre fa tianao ko izy de mahandry anao foana ny vhv ndrindrindrindra aseho aminy tsra ny avantage ho azo avy eo syny fiainana hamirapitra raha toa ka vita ny fianaranao.Maereza zefalah
3. fasaly ( 19/07/2005 06:12)
ahoana moa no ilazàan'i zefa fa ny vehivavy ihany no tsy mahandry tantana, efa nahita cas otran'io zà lay bandy nandeha nianatra taty ivelany nandritra ny 6 ans de isaky ny vacance manadeha mihaona amilay sipa izy de toy izay foana isantaona ny vacance fa nony injay vita fianarana i ngama de vehivavy hafa no nalainy vady alors que lay sipa nanana faharetana niandry azy foana, mbo tena tsy rariny fa todim-pitia hono manodiava e!
fainona no mahatonga anao hilaza hoe tsy mieritreritra ny ho avy???
4. booboo ( 19/07/2005 07:00)
Zefalah >Tsy mitovy lé fomba fijery sy ny tanjona napetraka dé rava ho azy e
5. sonwin ( 19/07/2005 09:55)
miankina ami se ihany io e, mila taktika ihany nge mitazona vehivavy refa tiana tazomina e
6. ainaheri ( 19/07/2005 10:26)
zefalah>raha vao mifanalavitra zany tsy maintsy misy foana ny ahiahy eo @ tsi11 ka izay no mahatonga ny fisarahana,ny any ko mo ny namanao manatsatso milaza we; iny ve lehity d atokisan'ela we tsy anao sipa,
ny andaniny koa manao an'zany;na dia tsy misy aza lay
izy dia ny eritreritra mamosavy anao foana d tonga ho azy ny fisarahana,amiko aloha raha mbola mpisipa zany sarotra tena sarotra raha tsy mifanantona!!
7. kally ( 19/07/2005 10:43)
Io sipan'i zefalah io dia tena nieritreritra ny ho aviny tokoa satria i Zefalah nojereny angamba tsy mahay manoratra akory dia hoy izy hoe iny ve rahoviana vao ho vita ny fianarany raha ho vita aza?Raha ity fomba fanoratr'i zefalah no nojereny hoy izy toa tsy ho lasa lavitra amin'ny fianarana i zefalah ka tsy hahavelom-bady aman-janaka fa aim-po very maina eny fa na dia hitany fa nikiry sy nifofotra ery aza ianao.Ka dia naleony namoy hono e!
Izay no hafatra!:cry:
8. zefalah ( 19/07/2005 11:59)
kally>>> marina nenao ry kally:-D
hoe : izy ary tsy mahay manoratra ko ,ny amelona ahy ve ho vitany?:-D marina ndray alo zany lainga be anao zany e.:-D
kally>ok ianatra tsara zany za @ zay de afaka amin'ny tsy fahaizana manoratra..de @zay ko mba ho tia ahy le sipa...
9. zefalah ( 19/07/2005 12:01)
kally>>> marina nenao ry kally:-D
hoe : izy ary tsy mahay manoratra ko ,ny amelona ahy ve ho vitany?:-D marina ndray alo zany lainga be anao zany e.:-D
kally>ok ianatra tsara zany za @ zay de afaka amin'ny tsy fahaizana manoratra..de @zay ko mba ho tia ahy le sipa...
10. ainaheri ( 19/07/2005 16:01)
ka normal zany satria mety mampirafy ko zefalah!
satria ianao isaky mandefa hafatra de atao 2 foana
nga tsy mety atao anankiray ihany ilay izy ee??
Mampiditra lohahevitra atao 2,mamaly atao 2 nefa zvtr
iray ihany no soratana!!
11. booboo ( 19/07/2005 16:35)
mety tsy fanahy iniany kosa e !
12. fijo ( 19/07/2005 21:14)
kally ,ndry koa aloha tena gaigy mihintsy e.maty mihintsyve nama i zefakely le
13. kally ( 20/07/2005 08:19)
Aiza koa izy izay maty eo ry Fijo fa rehefa lasa ny eo mandefa antson'ny fo izy ve tsy hahita a!

Izao ny ahy ny torohevitro ho an'i zefalah :"lobaka makarakara, sipa iray tsy mahatara", io ataovy soratra lehibe tsara eo an-doha fandrianan'i zefalah fa mety ho tafita ihany ny hiafaran'i zefalah tsy voarebireby fa mifantoka tsara @ fianarana.
Iza no mahita? Mety raha manao antson'ny fo i zefalah mety ny tenako izao no hamaly:?: :-D:-D
14. krust ( 20/07/2005 11:26)
matoa izy tsy maharitra &mahandry tatana de efa tsy anjara e;mazava be zany.miala tsiny aloha aho ry reto fa hiverenako kely ilay resaka teo aloha teo;hamaly kely ilay niteny aza mangataka iny aho.e e aza mangataka tokoa fa izaho angaha no anenina eo e;k'ratsy mandehandeha @ izao ity fiainana ity ko.ny ahy aloha de ankiniko @ ANDRIAMANITRA e.tsy adala akory aho no miteny fa efa nahita;tsarovy fontsiny izahay & fijo( moa ilay ray hevitra tamiko teo?)rehefa tonga tokoa ;tokoa.
15. krust ( 20/07/2005 13:50)
xxx a!
azafady fa diso aho;ianao kay lay nitovy hevitra tamiko fa ts'i fijo.za aloha tsy hiteny betsaka intsony fa samy manana ny safidiny io na andeha @ ny lalàna mahitsy na @ lalàna....
16. fijo ( 20/07/2005 22:08)
kally ve hamaly?handefa antso aho mantsy
krust,hafaka hitovy hevitra ihany isika ka
17. kally ( 21/07/2005 17:56)
Inona ary no andrasan'i Fijo fa tsy alefa haingana ity antso? Zefalah aza ho valiana dia ianao indray ve no...:lol:
18. fijo ( 21/07/2005 22:06)
kally aaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaa aiza ndry ooooooo
19. mandrindra ( 22/07/2005 12:52)
raikitra angaha ny rakiafina ?
20. kally ( 22/07/2005 17:20)
Ato aho eeee! ary aza miantsoantso fa sao tratran'i Yonika sy Bichette eo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3667