Ny fivavahana sy ny sciences...
21. jhouhlambout
(
13/07/2005 22:13)
kally> voafehiny daholo ny zava-drehetra @ alalan'ny science, ka lasa tsy mino intsony izy fa lasa maître du monde...
22. sonwin
(
13/07/2005 23:11)
ny siansa dia manatanteraka asan'Andriamanitra ihany>manohy ary mandavorary ny zava-boary eran-tany
23. pitchou
(
14/07/2005 11:45)
ny efa misy sy mbola hisy! fa tsy afaka mamorona avy @ "tsy misy" mihitsy ny siansa!
24. sonwin
(
14/07/2005 12:18)
Invention>mamorona zany...zany hoe mamorona ny tsy mbola "misy", avy amin'ny "misy hita maso" sy ny "misy tsy hita"...afaka miara-dia ny siansa sy Andriamanitra ary afaka tsy miara-dia ihany koa fa ny finoan'ilay olona sientifika no mametra azy..sahala amin'ny zavatra rehetra ihany.
25. ndrena
(
16/07/2005 05:31)
Ny fahafatesana no tambin'ny ota hoy ny baiboly.Midika izany fa tsy maintsy maty isika satria samy efa nanota avokoa.Ary tsorina fa tsy ho vitan'ny sciences mihintsy ny hahafaka ny olona @ fahotana satria ny devoly izay fanahy ratsy no miteraka izany ary noho izany koa dia tsy ho vitan'ny sciences koa ny hahatonga ny olona handova ny fanjakan'A/tra.Noho izany tsy hahafoana ny fivavahana ny fisian'ny sciences fa kosa vao maika hitaika ny manam-pahaizana aza hiaiky @ farany fa TENA MISY ANDRIAMANITRA.
26. lilbon
(
18/07/2005 13:51)
une histoire vraie!
un jour ,un jeune avait pris le train al gare de montparnasse .il a pris place à coté d'un vieil homme qui lisait la bible .le vieil homme était tellement pris dans sa lecture et prenait note parfois sur son calepin.
alors le jeune homme demanda!hé vieillard tu crois que cette bible va t'aider dans la vie ?et il disserta sur le progrès de la science d'aujourd'hui,et argumenta qu'il avait appris tout ça à l'université et qu'il était étudiant en 4 em année de medecine .le vieillard écouta son discours et effaça une larme ,et répondit seulement :ne perdez pas votre jeunesse et lisez quand meme la bible .moi je ne sais rien!
a l'arrivée le jeune demanda le nom du vieillard !
alors il répondit :PASTEUR MONSIEUR ,LOUIS PASTEUR.

28. marozevo
(
17/08/2005 21:12)
SUPPOSONS hoe e??!!..
Tsy apetrapetraka foana anie ny hoe supposons eh. x na y na z no azo atao hoe supposons que x=2, satria variable ny x. Fa tsy mety ny hoe supposons que 5=2.
Ny tiako hambara dia ity, ny zavatra "evident" tsy azo atao supposition. Na ho aiza isika na ho aiza, na handroso 100.000.000 km/h aza ny science, dia izao ihany no marina : Izay nisy fanombohany tsy maintsy hisy fiafarany. Teraka - mitombo - maty. Tsy hiova na oviana na oviana io ka tsy azo supposer-na.

29. pitchou
(
21/08/2005 16:56)
"rien ne se perd, rien ne se crée, tout se transforme"! io ho an'ny olona fa tsy mbola misy mahavita avy @ "tsy misy" (néant) izany! fa lazao aloha ny namana raha mahafantatra zavatra noforonina avy @ "néant" nareo e! sao maty bado eto
30. marozevo
(
23/08/2005 15:00)
Pitchou > CREATION EX NIHILO. FANTATRAO VE IO ? Marina fa tsy misy mahavita zavatra avy amin'ny néant izany, AFA TSY ANDRIAMANITRA IRERY IHANY. Io indrindra no maha lalina ny finoana raha miohatra amin'ny science.
31. pitchou
(
23/08/2005 18:48)
d zay zany! postulat mipetraka foana ilay fisian'Andriamanitra satria tsy misy mahavita zavatra avy @ néant
33. pitchou
(
29/08/2005 18:25)
mahazo mitsanga sy mandohalika ko elà ka! tsy misy tsy mahamety an'zany