Mpifankatia: Ilaina ve ny mifamaly...

21. fasaly ( 14/07/2005 07:10)
marina zany, fa raha vao mangina ndray ny ray de manangatsotrobe ny iray.
22. poupounesana ( 14/07/2005 07:57)
tsy ilaina ny mifamaly ka! mifamaly zany v tsy gidra2, fa ilaina ny mifampiresaka, miady hevitra! raha misy zavatra tsy tianao nataony, d aza tehirizina ao aminao ao fotsiny fa lasa longolongo party ny fiarahana!
fa azavao mora aminy hoe nisy an'zao ane ka tsy tantiko eh! arakaraky ny fomba itenenana azy koa anie ny fietsik'ilay oll aveo eh! raha tenenina mora izy v tsy hanaiky mora, fa rah toa ka ampiakarinao ny feo, izy koa ane mahay an'zany eh! d na d diso aza izy ngah izy hanaiky hoe diso zany!
23. sonwin ( 14/07/2005 09:01)
he he he , zany ve poupou?:wink:
zao anefa, ny fifanakatiavana tsy hilaozan-dromoromo, fa ny tena mifankatia an, refa miady na mifamaly,dia atao toy ny adin'ankizy, miady maraina fa tsara hariva.
Avoaka daholo ny ao am-po,
avy eo mifandamour ihany koa :)
dia lasa amour fou(l),
sa ts'izany moa?:^)
24. jhouhlambout ( 14/07/2005 10:10)
ié:@
25. ari.malala ( 14/07/2005 11:31)
marina mintsy io voalazan'i poupoun ioù
26. fasaly ( 14/07/2005 15:28)
f'ita wa! tsika vehoivavy wa! tena misaina mintsy amin'io lafiny io an!
27. sonwin ( 14/07/2005 15:31)
ny vehivavy mihitsy no tena avo lela sy mora michauff kou sinon be koretaka
28. fasaly ( 14/07/2005 17:34)
:snif::snif::snif::snif:
29. sonwin ( 14/07/2005 21:02)
he he he ohatr'izao mihitsy8)
30. fijo ( 14/07/2005 21:52)
marina io voalazan'i sonwin io
31. jhouhlambout ( 15/07/2005 11:41)
32. ari.malala ( 15/07/2005 12:11)
ka refa tsy zaka kosa v ny ataon'ny lehilahy haninona sinon mitomany?!
33. booboo ( 15/07/2005 12:57)
sady ngah ratsy ny mitomany ?
34. fasaly ( 15/07/2005 16:04)
mitomany de mahazo tambitamby njay avy teo de iny no tena matsiro.
35. sonwin ( 15/07/2005 16:43)
he he he
36. poupounesana ( 16/07/2005 06:43)
zay mitsy eh
37. sonwin ( 17/07/2005 19:31)
fika efa araky ny bandy zany, hoe tambatambazana io de milamina, de nareo fotsiny reraka mivazavaza eo fa ny kofa manao cinema :wink:
38. fasaly ( 17/07/2005 19:38)
ka ny sip koa manao coup théatre ko anie e!
39. ari.malala ( 18/07/2005 06:03)
sw hay moa zany izy io? anhan...

eeeeeeeehhhhhh tsy mandeha ny sary kely ô! :(
40. sonwin ( 18/07/2005 20:29)
de mody miady kay zany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5646