Accueil
Sujets
Inscription
Connexion
Fisarahana tsy tanteraka!!
21. fijo
( 12/07/2005 22:07)
anntanio zefalah.malala an
Répondre
22. ttittie
( 22/07/2005 14:37)
ainaheri:
De aona ny kilonga zany!!
ary ianao izany tia zanaka be an tohizo fa tsara ny ady ao atokatrano tsy maintsy misy fa dia entina milamina fotsiny e! ary raha miady koa anie tsy voatery eo imason'ny ankizy e!
Répondre
23. booboo
( 23/07/2005 11:37)
tsy tokony ho eo imason'ny ankizy mitsy kah
Répondre
24. fijo
( 27/07/2005 21:10)
ie ,mba ary ambadika ary ka
Répondre
1
2
Répondre
©
Eugene Heriniaina
- serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.8227