Misy mahazaka marina ve?
1. ainaheri
(
08/07/2005 11:57)
Maro ny leh na ny veh no milaza fa za ndray tsy mivaky loha zany raha mampirafy izy ,ka raha tena
tonga marina zany ,moa ve voatazony lay teny noteneniny,ary zakany ny onjany???
tonga marina zany ,moa ve voatazony lay teny noteneniny,ary zakany ny onjany???
novalian'i lilbon ny 05/08/2005 10:30
2. ari.malala
(
08/07/2005 13:01)
za alo ry ainaheri de efa imbetsaka mintsy no niteny fa za ndray tsy mahazaka ampirafesina izany! tsa mba za no mpiteny anzany tsy mivaky loha izany!:)
3. mandrindra
(
08/07/2005 13:16)
firy taonina ilay izy e,:D, sao mavesatra loatra.
Famisavisana ny hoe mahazaka aho sa tsia. Ny vokany dia miankina amin'ny zavatra maro. Raha ohatra izao ilay iray efa leo fa tsy te hipa fotsiny dia faly be izy hoe iny fa lasa naka hafa e.
Raha ny amiko manokana aloha dia tsotra matoa ilaozana dia tsy mahavoa izany, noho izany miezaka hatrany amin'ny ao aoriana mba ho tsara kokoa. Rehefa mampirafy izy dia rano raraka tsy azo raofina izany, koa aleo avy hatrany dia ny ho avy no jerena.

4. jentilisa
(
08/07/2005 13:34)
tahaka ny te-hampirafy nefa tsy mahatanty ampirafesina. Mba mety ve izany?
5. mishou
(
08/07/2005 13:59)
ny lelà hono matetika tia mampirafy fa na izany aza misy ny tsy manao, ny vevavy koa naefa raha hanao azy fa tsy hita soritra mihitsy.
Amiko ilay izy mitovy2 @ tenin'ny mandrindra teo, raha olona tena tianao de tsy zakanao raha mampirafy anao, natioraly be io, fa raha olona tsy vakianao loha fa na fenoina ny sipany aza izao tontolo izao d ehoy ianao hoe rehefa reraka ve io tsy hijanona eo, na ianao koa atsy am-badika manao ny ataonao hafa, tsy votery hampirafy an, fa zavatra hafa hi-"récupérer" na ilay izy de zaka ilay izy rehefa hoe zakaina.
:-D:-P

6. fasaly
(
08/07/2005 14:59)
vava fotsiny izany fa rehefa tonga tokoa ny tokoa de raikitra ny la guerre, zà anisan'ny tsy saro-piaro fa rehefa tojo ny tokoa de tena lasa saropiaro...
7. mishou
(
08/07/2005 17:33)
fasaly>azon'ny akamanareo t@ point faible zany nareo, milay be zany; 1 sy o zany ny baolina kalongany:-D:-D:-D:-D:-P
ny aza hitako saro-piaro amiko kalongany fa ataoko kilalao na de tys misy n'inn n'inn aza e, mahafinaritra be mijery ireny olona mivonto fo be saro-piaro ireny, sady ny nakabiazany refa tsy misy n'inn n'inn izy no sarotiny hi hi hi:-P

8. dadabe
(
09/07/2005 09:17)
Mpandefa : fasaly [ Valio ] 08-07-2005 16:59:57zany ve le??
Lohateny : Re : Misy mahazaka marina ve?
vava fotsiny izany fa rehefa tonga tokoa ny tokoa de raikitra ny la guerre, zà anisan'ny tsy saro-piaro fa rehefa tojo ny tokoa de tena lasa saropiaro...
ny aza hitako saro-piaro amiko kalongany fa ataoko kilalao na de tys misy n'inn n'inn aza e, mahafinaritra be mijery ireny olona mivonto fo be saro-piaro ireny, sady ny nakabiazany refa tsy misy n'inn n'inn izy no sarotiny hi hi hi
sambatra mifenty le!!
zah ndray tsssssss zah hirarah!!:-D:-D zah mahazo manao fa izy tsy mahazo manao:wink::-D
9. zandrikely
(
09/07/2005 09:18)
sady ilay saropiaro anie no mijaly volohany e , enao rehefa tsy manao ratsy dia milamina fona ,matetika koa ny olona rehefa saropiaro dia izy no manao volohany any dia efa zatra ilay milalao ny hafa dia tsy mahatanty ny lalaovin'ny hafa ny azy , za aloha dia tsy mba saropiaro zany e , rehefa tsy tiko intsony izy dia zay e
10. booboo
(
09/07/2005 09:31)
zà ndray tsy vaky @ zany ny lohako fa mety ny an'azy sy lé rafy no vaky :°)
11. fasaly
(
09/07/2005 09:39)
mishou:
zay indrindra anie e! refa tsisy nin ry zareo no saro-piaro fa rehefa misy in de tsy mahalala nin ndray...hihihi! de mitoko 1 sy ray ndray ny baolina zany.
dadabe: tena mba marina anie zany e! tena tsysaro-piaro zany mintsy zà fa rehefa an! de lasa saro-piaro be fa tsy ampiseholo ivealny akory zany fahasarotapiaro zany an!
zandrikely:
tena marina izany, zay mpanao ratsy ihany no mahana ka saro-piaro amy tsisss dikany

12. dadabe
(
09/07/2005 09:39)
ie zay mihitsy !! soa ihany zah fa tsy saropiaro donk zah zany tsy manao kle :°)
13. xxx
(
09/07/2005 10:59)
saropiaro daholo ny olona ê! ny fisehony no samihafa sy ny habetsahany! misy tena mamono ilay tiany mihintsy, ao no mody tsy mivaky loha fa ao anatiny ao tsisy ohatr'izany, fa betsaka koa no manafina ê! mba migeste hoe tsy saropiaro tsy mahamenatra anie ny tia ê!!!rehefa tena tia tsy maintsy saropiaro...
14. fasaly
(
09/07/2005 11:13)
xxx:
mbo lazaiko anao fa tsy mba saro-piaro zany aho, tsy midika akory hoe tsy tia an! fa matoa zà saropiaro de efa hitako fa nisy zavatra niseho izay! marina mintsy tsy mahamenatra ny tia ka! inona moa ny hahamenatra amzany?

15. poupounesana
(
09/07/2005 14:33)
iza koa re no mba hahazaka an'zany ampirafesina zany eh? rha tsy hoe samy mampirafy zany izy roa! zany v tsy fiainana sodoma sy gomora? za alou tsy matanty eh! voa maminavina fotsiny hoe hisy ampirafy ane d efa mankarary ny fo mafy ery eh, zay no mahatonga ny fahasarotapiaro anefa
16. yonikafopl
(
09/07/2005 15:27)
hoy dadabe
toa mifanipaka ireo voalaza ireo kleeee:wink:
matoa manao de mahatantesa eeeeee, mpamosavy milevina amorondalana ka mahatantesa valinkitsaka, na de tsy ilay olona ampirafesinao iny aza no hampirafy anao, mbola ho tsapanap izany hoe ampirafesina izany any aoriana any.
hahahahahahaha oka re ry booboo aaaa=))=))=))
zah ndray tsssssss zah hirarah!! zah mahazo manao fa izy tsy mahazo manao
ie zay mihitsy !! soa ihany zah fa tsy saropiaro donk zah zany tsy manao kle
toa mifanipaka ireo voalaza ireo kleeee:wink:
matoa manao de mahatantesa eeeeee, mpamosavy milevina amorondalana ka mahatantesa valinkitsaka, na de tsy ilay olona ampirafesinao iny aza no hampirafy anao, mbola ho tsapanap izany hoe ampirafesina izany any aoriana any.
Mpandefa : booboo [ Valio ] 09-07-2005 11:31:46
Lohateny : Re : Misy mahazaka marina ve?
zà ndray tsy vaky @ zany ny lohako fa mety ny an'azy sy lé rafy no vaky
hahahahahahaha oka re ry booboo aaaa=))=))=))
17. mishou
(
09/07/2005 15:59)
misy resaka bedebe azo tsoahina @ io tenin' yonika io fa aleo ho ahy samirery kalongany:°):-D:-P
18. fijo
(
09/07/2005 23:38)
za aloha ry zareo dia tsy asropiaro izany e.faraha mitranga le zavatra dia miaro ny tombotsoako aho sisa ko.
19. yonikafopl
(
10/07/2005 04:44)
mishou :roll::roll::roll::roll:
fijo ka inn le tombotsoha arovana de am fomba ahoana le fiaro azy:wink::roll:
fijo ka inn le tombotsoha arovana de am fomba ahoana le fiaro azy:wink::roll:
20. fijo
(
10/07/2005 04:48)
mivadika finansy ny resaka eto.izany hoe inona no tokony ho azony raha hipitsika izy ,ary za hiezaka ny ahazo bebe kokoa
le zavatra iray mantsy mba efa azo ihany ka tsy koi iny
le zavatra iray mantsy mba efa azo ihany ka tsy koi iny