Indray andro hono....
63. sasa
(
11/07/2005 10:29)
mishou:
za hiraharah, na vavy i na lahy de mahasaro-piaro an'i bedada @ ypnika no fantatro ka tsy haiko na lesbo i yonika no mahatonga an'i lery ho saro-piaro na matahotra holazaon'yoinika lery fa nahazo akanga tsara soratra izy raha mahazo an'i sasa
tsy haiko aloha fa za vahiny, za vao tonga t@ 5:-D:-P
Tsy izy daholo ireo ry mishou an, tena hafa mintsy le sasa, kofa milay izy fa tsy maka ny anjaran'ny sasany izany e, no sady tsy lesbosy, manana ny maha-izy azy izany sasa izany wa fa aza ampidirina amzany
akamatiana izany tianjy na lah za na vavy tsy maninona fa njy akamatiko foana
68. sasa
(
12/07/2005 04:57)
akamatiana rehefa tsy bedy d tsy maninona kan
dadabe in aza ity ataon'lah ity lé
dadabe in aza ity ataon'lah ity lé
70. sasa
(
12/07/2005 10:05)
yonika fa manin no miroll otran'io njy fa tsy mety angaha njy belle soeur
71. dadabe
(
12/07/2005 12:26)
kayyy lle efa lasa belle soeur mihitsy bve less !!!:{
plansy plansy plansy ..
plansy plansy plansy ..
73. sasa
(
13/07/2005 04:37)
dadabe belle soeur avy amin'i akamatiana aza izany kou f'angaha misy idiran'lah, elah amzany zoky lahy
75. sasa
(
14/07/2005 04:31)
he he he ahoana ry frera an? o lety e fa mbo nankaiza lesy iartistika toa ela be tsy nandalo, sa mbola variana manao spectacle ve!!!