Indray andro hono....

41. sasa ( 08/07/2005 04:27)
dadabe elah kousa mitady hanao fika tsy milay klé, fa manin no avadika le teny, diso be io an'lah io
42. akamatiana ( 08/07/2005 05:43)
mishou wajayy le fa njy ve jamba sa mitampina inn kle , tsy hitanjy nga io efa soratany io fa mody asiany espace tssss, mbay tany kle:lol:

zay kou i fijo de manisy sira:roll:

f'hita wa ry sasa:wink:
43. dadabe ( 08/07/2005 07:42)
marina kousa ny azy fa tsy manisy sira zany izy e:D
choukrann habibatii klou e(l)

sasa tsy azoko mihitsy lety le !! lah ve lhl sa vhv lele:-w
44. yonikafopl ( 08/07/2005 08:25)
sipa sasa raha hiditra kounkou dadabe ee, :wink:
45. sasa ( 08/07/2005 10:15)
he he he he dadabe avy aty elah raha hijery ny ato anaty pants-ko lelevra an
bebe sipa njy ahoana konkou e:evil::evil:
46. akamatiana ( 08/07/2005 10:19)
:roll:

sasa eo njy atao sipa de amizay hummm njay eh:wink:
47. sasa ( 08/07/2005 10:29)
akamatiana d lasa misy marary fo raha vao za no atao sipa anie akia e,satria za bôgôsy be kou
48. akamatiana ( 08/07/2005 10:32)
sasa kozy ve? eo njay atao lah njay na tsy lah ary e:wink:
49. mishou ( 08/07/2005 14:25)
akamatiana efa nisava kilaoty fa mahazo antoka mihitsy fa vavy i sasa an, sa efa niaraka nandro tany @ doushy nareo:?::-P
50. akamatiana ( 08/07/2005 15:19)
mishou LoL aleo akia mbo vavy izy an , sa njy marary fo ra atao vavy lery ??:-P
51. mishou ( 08/07/2005 18:49)
za hiraharah, na vavy i na lahy de mahasaro-piaro an'i bedada @ ypnika no fantatro ka tsy haiko na lesbo i yonika no mahatonga an'i lery ho saro-piaro na matahotra holazaon'yoinika lery fa nahazo akanga tsara soratra izy raha mahazo an'i sasa
tsy haiko aloha fa za vahiny, za vao tonga t@ 5:-D:-P
52. akamatiana ( 09/07/2005 04:11)
mishou kay va re , za ka kou vo tonga kale, de tsa mbo fantatso rekany=))=)):-@
53. dadabe ( 09/07/2005 04:19)
Mpandefa : mishou [ Valio ] 08-07-2005 20:49:27
Lohateny : Re : Indray andro hono....
za hiraharah, na vavy i na lahy de mahasaro-piaro an'i bedada @ ypnika no fantatro ka tsy haiko na lesbo i yonika no mahatonga an'i lery ho saro-piaro na matahotra holazaon'yoinika lery fa nahazo akanga tsara soratra izy raha mahazo an'i sasa
tsy haiko aloha fa za vahiny, za vao tonga t@ 5

oandray le inona ty mishou a!! mamay be lotra kle :{:{
54. yonikafopl ( 09/07/2005 13:55)
hahahahahahaha mahita lazaina kou ty njy ry mishou:-D
55. akamatiana ( 10/07/2005 07:32)
hihii mahita atao kou nareo marina:-P:wink:
56. dadabe ( 10/07/2005 14:02)
asa re !!
mishou=((
57. akamatiana ( 10/07/2005 14:28)
asa kou tsy nidirana:-P
58. dadabe ( 10/07/2005 14:30)
nidirana fatsy nahaomby:°)
59. akamatiana ( 10/07/2005 14:34)
=)) de ndana ary miambina omby :-$:-P
60. yonikafopl ( 10/07/2005 18:14)
:lol::-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.26