momba ny Tovo j'hay
101. sonwin
(
12/07/2005 10:24)
Tovo j'hay efa lany manja koa. efa miha-lefy, sady toa hoe voan'ny areti-koza-tenda hono leiry amin'ilay mihozongozona be refa mihira
106. vaovao
(
13/07/2005 04:18)
mahagaga ihany tko nge ny mahatara ny sipa @ leiry e!ny lohany aza mila tsy ho zakany, maika fa rhf eo ampiresahana @ sipa tsy miraviravy @ tany dhl ny rht!!tsy manaratsy za zareo an!!
108. akamatiana
(
13/07/2005 09:07)
ty za fa tonga:evil::evil::evil:
na inona lazainareo momba an Tovo j'Hay
izy ihany amiko no milay
tsy misy mahasolo azy klou
na lazainareo izy fa mihozongozondoha.
Ho reraka eo fona nareo hanaratsy,
fa amiko zame lery ho lasa ratsy.:wink:
I (l) TJ
na inona lazainareo momba an Tovo j'Hay
izy ihany amiko no milay
tsy misy mahasolo azy klou
na lazainareo izy fa mihozongozondoha.
Ho reraka eo fona nareo hanaratsy,
fa amiko zame lery ho lasa ratsy.:wink:
I (l) TJ
109. vaovao
(
13/07/2005 09:27)
tena lasa poety ny anareo, ary zanak'Rado angamba io an!
Fa na manja aza izy amnao
Ny bandy koa tsy ambakany satria vaovao
Raha mivazo izy ka mahazo sipa
Ny tary koa mba be mpitsiriritra
....Aza taitra ny vedety e!
Sao tratran'ny tompony vao voagety
Tsy aleonao ato @ net!!!
Ato sady milay no tsy mila teinte
Fa na manja aza izy amnao
Ny bandy koa tsy ambakany satria vaovao
Raha mivazo izy ka mahazo sipa
Ny tary koa mba be mpitsiriritra
....Aza taitra ny vedety e!
Sao tratran'ny tompony vao voagety
Tsy aleonao ato @ net!!!
Ato sady milay no tsy mila teinte
113. vaovao
(
14/07/2005 04:06)
=))Zay anie no anaovako oe tsika ko mitady mpamorina fotsiny d'efa mifampitady eo e!tsika mianakavy lasa groupe 1 @ zay!!!sa ahoana ry akama isany, resintsika ndray ra ze TJ!!
115. sonwin
(
14/07/2005 13:57)
miodina mihitsy ny maso n zama mahita an'i vaovao an...sady maka pozisio leiry io:-D:-D..mangididy ndray ve rapela a:-D
117. vaovao
(
15/07/2005 04:11)
voatoraky ny voataby iny rhf miaramanao spectacle amintsika e! antsika rery ny sehatra @ zay f'lery mipitrapitra fotsiny ao @ ambadika ao e!sa ahoana!!o^o
120. sasa
(
15/07/2005 05:11)
o ry frera aza manao publicité nama fa zay anie mahita kil foana e aleo atao mangingina wa