momba ny Tovo j'hay

1. Nadjy ( 05/07/2005 11:33)
tiako be daholo ny hirany rehetra ; mampiheritreritra daholo ny tonokirany izy tsotra be no mahafinaritra be manala fatigue ny miheno ny hirany
répondu par sendranoro le 25/11/2005 15:17
2. mekana ( 05/07/2005 12:17)
Saingy leiry tena mananika hazo kou!
Tena tsy reviko fa mifoka sigara loatra.
Tena tsy maty afo eee!!
Raha tsy izany ve izy hahatafavoaka an'ireny hira ireny?
3. dadabe ( 05/07/2005 13:54)
:evil:jereo tsar ny fiditr'i akamatiana eo zao anie e:evil:
4. akamatiana ( 05/07/2005 14:25)
nadjy=D=D=D marina zany akia , fa houn wa njy nga tsy mbo mijery fa efa ao am ny hira sy mozika ane ty hevitra ampidirinjy ty eh nefa tsy koi fa hita mitsy we be mpirevy lery eh

mekana , wajayyy le fa nga lery rery no tsy maty afo kle , ary tsy zany mitsy no ahatavoahany an'le hira fa talenta ry se an , tsy mbola misy hotranazy fa tsiky klou eh:)

dadabe he he he efa fantatr'elah mitsy an , milay eh, ary inn ty mahatezitra , :-P:wink: eo bizzou kely:-*
5. welie ( 05/07/2005 14:36)
weeeeeeeeeeeeee... =D Tonga kou zà!

Tovo J'Hay ihany oooo!!! :-P
6. chipie1 ( 05/07/2005 14:56)
eeehhh ! samy manana ny tiany marina !:-P
7. rmbary ( 05/07/2005 15:17)
milay lery e
sady @teny gasy daolo ny hirany sady tsy misy teny vary amin'anana mitsy d milay
:lol:
8. dadabe ( 05/07/2005 15:55)
io kou bifta kely fa tonga tssss:evil:
9. akamatiana ( 05/07/2005 17:03)
weliko? eo njay tsika zao o^oo^oo^o Fa ianao irery no ilaiko TJ ianao lay nofinidy, misotseeeeeee:-P
10. fijo ( 05/07/2005 22:10)
tovon t....,
,dana mody ry minera fa tsy ilaozana mivanitika eto an.olona be zesta iny no hanadalana saina tsssss
kapoka be,lasa mody
11. dadabe ( 06/07/2005 01:49)
weeeeeeeeeeeeeeeeee milay e=D=D=D=D :-D:-D mody ny minera
12. akamatiana ( 06/07/2005 05:12)
:-w mbo iza fona zo minera minet zao eh ! , avelao kousa zareo mbo irevy an'i TJ favy sady milay eh:-P(l)
13. yonikafopl ( 06/07/2005 06:59)
fa le TJ ve klou mitanJiro eeeeee!!!

fa Tovo J'hay klouu wa sady tsy bogany no ratsy feo kleeeee , kentsokentsona otran'ny matotou, nefa be zesta matikambo tssssss
14. dadabe ( 06/07/2005 07:10)
mercii rafotsy a=D=D=D:*:*
voa njay cherie kely minera le :-D:-D:@
15. akamatiana ( 06/07/2005 08:02)
kiiii tena fopl marina njy zoky kle hahahah, tsy mahay manavaka ny tsara sy ratsy tsony , fa d naninnn lotsa ehh??:wink::-P

dadabe iza less cherikelin'lah mbola minera zany??:^)
16. vaovao ( 06/07/2005 09:11)
Za ko mba iresaka e! maazo:??
...saika tsy tiko izy fa ny passn'le clip-ny farany iny no tena nambabo ahy e!:oops:
17. akamatiana ( 06/07/2005 09:20)
nahona mou toi no tsy maazo miresaka , eo fa ny hiran;i TJ ne milay doly eh , sady mambabo be doly:-P
18. booboo ( 06/07/2005 09:38)
tsy hitako ndray lé miera vao miresaka iny
19. vaovao ( 06/07/2005 09:41)
k n tena ange vaovao b e! sao manahirana ko, kay milay b dhl nareo kay, tena babonareo ndray za ra zany fa ts babon'TJ ndray h@ zao!!!hi hi:-*:-*:-*dhl e!
20. mamzelkely ( 06/07/2005 13:04)
tovo j'hay: mhhhhhhhhhhhh:roll: tsy haiko fa gentil be fotsiny izy alo e!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3468