Momba moba an' i AINA
161. vaovao
(
28/07/2005 09:32)
D mbola tsy tena afaka zany ny helony matoa izy tsy mety maty, reny b heloka reny mants tena miandry fibebahana ela mihitsy vao tsaraina raha ho tsaraina ary, sao direksion afobe!!!=))=))=))=)):-@:-@:-@
162. ari.malala
(
28/07/2005 11:57)
andray ry vaovao!!! enao an!!!:twisted:tena sintoniko ny sofinao fa miteny anao ah zay! manin anao fijo no ozoninao ho direkisio afobe? ary enao any an'innn?! matiko enao an!:twisted::twisted:
164. vaovao
(
29/07/2005 04:12)
aza mora tezitra hoa tsika, sangy zany nefa basy atifikavana koa e! tena marina kosa zany e! nareo v tsy mba mandinika e! fa aleo ary hatao hoe tsy aminy e! d avotsory @ zay ny sofiko fa marary e!=))=))
165. HeryLo
(
29/07/2005 05:16)
Aina anie ry zareo ka sady bika no taviny ? nefa tsy tiko an !!
ka inn no ary ahona no fijerinareo azy inn aloha eh !!
avereno any @ zay lé resaka ..
ka inn no ary ahona no fijerinareo azy inn aloha eh !!
avereno any @ zay lé resaka ..
166. ari.malala
(
29/07/2005 05:35)
HeryLo, Za tsy d mahazoazo anazy fa ts mahatana feo, matetika midetonne ny feony d mamalana kely le hirany le misy we ka aza manalavitra ahy iny zao misy mivalana refa averiny en live.
167. vaovao
(
29/07/2005 09:20)
eny e! tsara izy fa na izany aza hoa mbola hafa ny gasy ray sy reny e! tsy ambakan'reny metisy reny mihitsy sady reny anie zao efa somary maka feo vahiny e! hafa ihany ny tena malagasy e!!OK ari.malala an!!!
168. ari.malala
(
29/07/2005 11:22)
vaovao â! efa tsy za tsony zao no resaka fa i Aina, d izy asiana teny!!! sady za tsy mpihira!
169. vaovao
(
30/07/2005 04:09)
maka ny hevitr'dry nge za e! f'efa najanontsika le prog teo iny!!aleoko rey ol le malagasy a!reny anie manahirana e! toa tsy fantatry nyvahiny nefa manalasala ny gasy koa!basin'ariary 7 hoy ny fitenenana!!mampalahelo
170. HeryLo
(
30/07/2005 05:19)
Marina aloha izy fa tsra feo fa za tsy mbola nahita azy en live aloha za eh!!
Mety possible ko hoé mamboatra feo izy rehefa manao montange en studio.
Fa trop de geste dia ytoa tsy mamely kou!!
Mety possible ko hoé mamboatra feo izy rehefa manao montange en studio.
Fa trop de geste dia ytoa tsy mamely kou!!
171. ari.malala
(
01/08/2005 06:10)
HeryLo, ie, izy alo d migeste trop ê! Efa nisy in-1 nihirany en live fa tsy tafavoakany zany le hirany ê!
173. ari.malala
(
01/08/2005 14:08)
HeryLo, za wa tsy mpihira!!! sady tsy mahay mihira akory aza! :) fa enao ony toa mpihira, marina v zany?
175. ari.malala
(
03/08/2005 05:42)
Aina, sipa metisy amerikanina izy izy d nanao t@ pazzapa1 d izy no voalohany, d izy no resahinay eo ry malala â! :)
177. ari.malala
(
04/08/2005 06:04)
ko efa nomena piste v d mbola lavitra ihany ê! :) ndao fa andrasako ndroky ê! :)