Momba moba an' i AINA

121. ari.malala ( 14/07/2005 05:50)
:-D:-D

ary inona no mampivandravandra an'i sonwin?
122. vaovao ( 14/07/2005 09:26)
mipitrapitra mijery ny hakantonao izy e!
123. sasa ( 14/07/2005 10:13)
ari.malala mivandravandra lery fa tsy mba tafiditra na d chauffeur aza kou :-D:-D:-D
124. ari.malala ( 14/07/2005 11:14)
an an an ka, i sonwin recru ter na hanao tenor ka! :-D
125. sonwin ( 14/07/2005 13:58)
inona zany tenor klé?8O
126. ari.malala ( 14/07/2005 14:35)
odry! vao maika koa masony avao nidiridiry! aleo hijanona lety ka! mampatahotra ity elà! :-D
127. sonwin ( 14/07/2005 14:40)
he he ka za matotoa de mampatahotra
128. fijo ( 14/07/2005 20:20)
ari an,aleo lery rezerva e.
129. vaovao ( 15/07/2005 05:24)
aiza koa no hahaizany an'zany ry ari.malala a!io v tsy hamalana b e! ouein b eo enao ra manondrana io!=))=))
130. ari.malala ( 15/07/2005 05:41)
fijo> rezervista ve? =))=)) mahay mitendry gitara moa i sonwin? deriniera sansa omena anlà io hiditra @ ekipanay! :-D
131. sasa ( 15/07/2005 10:20)
sonwin ataovy hoe eny an tsy mahay aza fa ampenariko haingana elah fa za mahay guitare
132. sonwin ( 15/07/2005 14:07)
oay klé:), za mahay mitendry ny rehetra klé:lol:
133. ari.malala ( 18/07/2005 05:37)
:) hehehe, alaina zany elà hitendry gitara ra zany! voona v elà? :)
134. sasa ( 18/07/2005 10:30)
sonwin izay izany kou
135. mamzelkely ( 18/07/2005 13:56)
za atao presidente ny fan club:°)
136. ari.malala ( 18/07/2005 14:02)
an an an, tsy presidente fan club ndry fa choriste! mety hilay b zany an! ao anaty groupe ray nareo mitsam @zay! sa aôna? dakoro?
137. sonwin ( 18/07/2005 20:04)
ho ho ho :)ahona koa aza zany kozin'i ari.malala zany :-D
138. ari.malala ( 19/07/2005 07:06)
aôna aôna koa ê! elà gitarista d mamzelkely choriste ko! sa v tsy mety zany ê! :)
139. sasa ( 19/07/2005 10:37)
mety be mintsy kan milay be izany =D=D=D=D=D
140. fijo ( 19/07/2005 20:02)
sonwin tena mahavoa glita ve ialahy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3855