tsy tia

21. scorpion ( 05/07/2005 17:54)
maka kabaka farany aloha vao manao bye bye ka
22. ft ( 05/07/2005 17:57)
Sô de enao no vita "bye bye" @ io faraparany io!! hihihi
23. fijo ( 05/07/2005 23:00)
fasaly an ny fanaovana azy anie dia tsy hita herinandro ,dia hita kely ,dia tsy hita tapabolana dia hita kely ,dia tsy hita iray volana dia hita kely
misy effet roa io.
na mbola mifankamanina dia miverina tanteraka ,
na avy dia kopy ny irayhoe efa mangatsiaka izany fa aleo mipa.
ary ity koa ambony.
raha mbola manina any aoriana,nga mbola nisy resaka nisaraka teo.hi hi hi io reserva.
24. fasaly ( 06/07/2005 05:36)
fijo:

hihihi!
tsy ratsy ary aleo any amindry foana no maka spapa zany!
25. cocorie ( 06/07/2005 06:01)
Tena assassin mihintsy ianao ry fijo a!
fa raha mba ianao io moa no ohatran'izany dia efa kopy ianao zany e!
Tsisy reserve 'zany rangaha! tsy misy mitana ze tsy tamana eo!
aza manao filan-draha tsy mahita e! mpamosavy milevina amoron-dalàna matatesa ny valin-kitsaka! sur e!:evil::oops:
26. xxx ( 06/07/2005 11:12)
Ny mety koa hono de we tiko ianao fa nohon'ny fivavahantsika tsy mitovy dia tsy afaka miaraka intsony isika :-*
27. booboo ( 06/07/2005 11:21)
fijo>hihihi zany oun
28. fasaly ( 06/07/2005 14:16)
hoe koa!:zà andeha hianatsa any andafy de avy de tsy hita elabe....
29. cocorie ( 06/07/2005 14:51)
ty no tena milay: za ndeha hanao mopera! fa zao vao resy lahatra!!!!!^:^
30. fijo ( 06/07/2005 21:07)
fasaly "sous papa "hi hi hi za izao mitady an'io ko.ahoan dry mety ve.
cocorie,aza romotra moa e.fika aby anie io e.raha za moa no voany dia voa izany ko.inona no hoatao.fa tsy hanao mopera an.
31. yonikafopl ( 07/07/2005 06:39)
rehefa tena we tsy tia tsy tia dia aleo mitsotra eeee, fa matetika an , matoa ny oll iray milaza tsy tia na lahy na vavy de efa nahita ny mahavariana azy any ambadika any izy izay. Dia aleo tsy marary fo fa raha izay no mahasambatra ay aleo izy ho any, fa tsy maintsy misy fotoana hanembonany de amzay izy no faizina.:wink:
32. fasaly ( 07/07/2005 06:55)
yonika:
ka rehefa tena tia be ilay ol anie kanefa hilaozany de iny no tena marary e! maràtra mintsy.....
fa de mamaly faty aloha e.....
33. keviin ( 07/07/2005 08:25)
hihihi sarotra be zany kle :-@
odina fanina angamba no mety de tsy de resaha na firy :-$
34. welie ( 07/07/2005 18:56)
Marary alou lé direct be e! :'(
Fa na izany aza aleoko zay (raha ilay olona no miteny we tsy tia ahy fa tsy izaho no hiteny azy we tsy tiako izy)... Aleko lazaina mivantana... nefa raha izaho dia toa tsy havita hilaza mivantana... :-( Misamboaravoara be ny saiko... :-P
35. akamatiana ( 07/07/2005 19:18)
mora be akia io an , refa tsy tinjy tsony izy tsy misamboaravoara zany sainjy hiihii , anjamo ne eh:-P lengako zany an , aza anjamana ra mbola tsy nanao :wink:
36. fijo ( 12/07/2005 22:04)
io ambony io wa ny fanaovana azy.
37. sheran555 ( 18/07/2005 15:26)
Ny gasy gasy ihany tsy miteny mivantana izany, izay no maha-olon'ny fo azy. koa amiko dia tsaratsara kokoa raha hisaraka tanteraka ny mandamina fotoana lavalava ilazana tsikelikely fa hisy ny fisarahana. Mety amin'ny fihetsika, fahatarana @ fotoana, mody marenina,... Anjaranao ny mahita hoe fomba inona fa atao lavalava ny fomba filaza ary ankolaka. Fa raha toa ka milaza mivantana ianao dia handradra olona @ tsy antony. Ka hevero anie raha ianao no eo @ toerany e!
Sheran555
38. fijo ( 18/07/2005 22:28)
marina koa izay an
39. lilbon ( 05/08/2005 10:35)
fijo>tena le milentika sy le mipoitra kou less no tena milay kle!
hitako mintss fa refa manina de mody mipoitra ndray aloha de refa voki de iny zano ts'hita kle !hihihi
io zany le mitazona relation:twisted::-D:-D:-D:-D
40. mandrindra ( 05/08/2005 13:14)
sady rehefa mipoitra ela tsy nifankahita dia resaky ny noana ary avy hatrany dia samy mazoto homana.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2087