tsy tia

1. fasaly ( 04/07/2005 20:37)
ahoana no ilazanao an'ilay olona hoe "tsy tiko enao"mba tsy handratra azy.....
novalian'i fijo ny 09/08/2005 20:35
2. STONG ( 04/07/2005 20:57)
To sarotra b kle:-@
3. zefalah ( 04/07/2005 21:54)
aza tenenina directe izy e.
anoraty taratsy izy na message fa.
zao lazaina: tsy mety ny @ sika fa de aleo samy maka sisiny...ary mbola be ny tanora,ka manome trojano anao aho..aita zay tena mifanaraka aminao.
fa io ndray anie miankina aminao avao e!!
izy ko enao misy mot afa..afaka menao
fa aza lazaina directe izy hoe tsy tiako enao.
fa marary azy zany.
4. STONG ( 04/07/2005 21:55)
ze ti adala,(l)(l)(l)
5. fijo ( 04/07/2005 22:14)
fasaly an,tiavo izy dia vita.
na avy dia hialao pa fa hainy ny dikany
6. lebaba ( 05/07/2005 01:06)
Maratra ny olona iray raha ohatra ka ilay zavatra hitanao fa ratsy na tsy tianao eny aminy nefa tsy azony ovana intsony no haverimberinao aminy foana: ohatra tarehy sy bika, intelligence, harena....
De rehefa hiteny anazy de teneno raha misy zavatra hitanao hoe tsara any aminy: toetra, masony, na ny fitsikiny sns..... de ampidiro am'zay ny hoe fa saingy ..."antony tsy ahafahanao miaraka aminy". Rehefa miteny ny marina am-pitiavana dia tsy mandratra olona.
7. lo ( 05/07/2005 04:41)
saika tiako iany ianao, saingy... mbola tsy tena ampy ilay fitiavako anao ka aleo tsy miaraka...
Mety v zany fomba filaza zany?
8. lilbon ( 05/07/2005 04:56)
fasaly!
ny fitiavana tsy mifidy hiantefana
vice versa tsy mipetraka ho azy fotsiny @zao ny fitiavana !
ka noho izany refa tia nefa tsy tiana dia maharary foana na hiteny enao na tsy hiteny!
NY HEVITRO ZANY DE HOE :TENENO TSOTRA ,DIRECTE,TSY MISY OLAN6KOLAKA HOE TSY AFAKA HITIA ANAO ZA !TSY MILA ANTONY AHAFAHANY MBA MITADY NY SAHAZA AZY ,SATRIA HIONONA HAINGANA IZY!
Underlined textWARNING:TANDREMO ANEFA FA SAO TIA ENAO KA HO SARO6PIARO RAHAMPITSO MAHITA AZY NIONONA SAHADY!
9. fasaly ( 05/07/2005 05:03)
fijo:

fasaly an,tiavo izy dia vita.
na avy dia hialao pa fa hainy ny dikany



message


fijo ary maharary zany tonga de elàna pa zany ka!
aleoko ndray aza lazaina ny marina toy izay avy de tsy hita de eo vo tena miasa ny loha fa hoe inona marina!!!8-)8-)8-)
10. ari.malala ( 05/07/2005 06:07)
fasaly, tsy misy tsy vitan'ny resaka aky â! mifanatrika fa tsy message na tél an, lâche b zany raha we hitél na handefa mail na message we zao na zao, fa miresaka mivantana ihany, de teneno anazy eo we tsy afaka miaraka isika. Raha mety de ataovy avy aminao ny antony fa aza atao we noho ianao toy izao na ianao toy izao, ataovy ohatra we za mbola te hianatra na za tsy mbola vonona. Marary azy ihany aloha, saingy refa mandray fanapahankevitra de hatr@ farany. refa tsy vonona de ny miteny haingana no fanafodiny satria samy hijaly nareo 2 raha we hiaritra enao noho ny fatahoranao azy hijaly.

11. chipie1 ( 05/07/2005 08:20)
hihihi ari.malala , manana traikefa njiko zany hummm
fasaly > ataovy fatany tsara oe inona ny antony !
12. mandrindra ( 05/07/2005 08:54)
Io indray na directe na indirect, izay fomba filazanao azy tsy maintsy maharary ilay olana hilaozana foana. Ny fihenahenana tsy fitenenana sy ny andraso andraso dia mampitombo fanantenana ny ankilany. Noho izany dia tonga dia kozio haingana tsisy olakolaka fa rehefa voampita haingana ny hevitra dia afaka mandray fanapahankevitra haingana ny tsirairay.
13. ari.malala ( 05/07/2005 09:18)
chipie1> tsy we manana traikefa aky fa efa b ihany zay site sy boky novakiana izay de mba maka tahaka ê! :)
14. pika ( 05/07/2005 09:25)
fasaly tsy misy ohatra ny mitsotra ny marina ihany misy mantsy anie na efa hanehoanao izao @ atao sy ny fihetsika aza dia tsy mbola copy foana hoe tsy tianae jamba sy adala tokoa moa rehefa tia
noho izany tairo @ direct e
15. sonwin ( 05/07/2005 11:07)
fasaly:

ahoana no ilazanao an'ilay olona hoe "tsy tiko enao"mba tsy handratra azy.....



odina fanina dia ahena tsikelikely ny fifandraisana dia samy miala maina ts misy maratra:P
16. zandrikely ( 05/07/2005 11:08)
marina daholo ireo volaza ireo , aleo ny marina no torina dia samy vita na enao aza anie avy milamina e , marina fa enjana sy sarotra ny milaza ny marina nefa aleo zay
17. cocorie ( 05/07/2005 14:00)
Tonga de omeo azy ny hafatra, fa ny manantena ny tsy misy no sarotra, fa ny mamoy mora foana, aleo tonga dia tsorina, mety haratra izy, fa tsy ho ela fery, toy izay adaingana na manao fialan'ny jiosy ohatran'ny sasany, ohatran'i snowin,

Ary raha mba ianao no eo @ toeran'ilay tsy tiana dia inona no tianao, hodiana fanina a! sa tsorina:?::twisted:
18. fasaly ( 05/07/2005 15:46)
message
message
cocorie:

Tonga de omeo azy ny hafatra, fa ny manantena ny tsy misy no sarotra, fa ny mamoy mora foana, aleo tonga dia tsorina, mety haratra izy, fa tsy ho ela fery, toy izay adaingana na manao fialan'ny jiosy ohatran'ny sasany, ohatran'i snowin,

Ary raha mba ianao no eo @ toeran'ilay tsy tiana dia inona no tianao, hodiana fanina a! sa tsorina:?::twisted:




sonwin: hihihi, de ahoana zany ry sonwin a!


19. ft ( 05/07/2005 16:49)
fasaly:

ahoana no ilazanao an'ilay olona hoe "tsy tiko enao"mba tsy handratra azy.....



aleo tonga de milaza azy ny marina fa ny lainga sy ny fitaka oé "mbola tia" nefa tsy misy fitiavana akory no andratra azy refa tonga any @ lé hafatra!!
20. akamatiana ( 05/07/2005 17:31)
ft=D=D marina zany

nenah kou lou refa tsy tiko tonga de tsoriko we , oka zay ny amintsika eh , fa ra andainga sy odina fanina eo , tena lasa fann eo tkou kle .
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4314