Hanamboatra vatana?

21. fijo ( 06/07/2005 19:56)
fasaly ka izay le revy ko ndry ko.sady efa virja ve no mbola tsy hirevy.
yonika za aloha raha mba miliaridera dia novaiko isan taona ny ahy e
22. yonikafopl ( 07/07/2005 00:22)
fijo zany annn, tssssssssss, raha miova amzao lah tsy tiako tsony kleeeee:wink:
23. dadabe ( 07/07/2005 11:53)
tiavo izy fa izy anie mba efa mitalaho mafy e:°)
24. tranokely ( 07/07/2005 13:30)
tsy miditra @ zany aho rasta a!
25. mandrindra ( 07/07/2005 13:31)
ari.malala, fa ahoana no tsy mahazo mikitikitika le? tsy vao maika ve mahatsara zavatra izany, io ihany an ie no fiantombohany e.
26. felicia ( 07/07/2005 18:00)
raha mirozaka be kosa ve ry ireto le nono apres deux enfants dia raha manam-bola hanamboarana azy dia tsy hanao nareo...ny ahy raha hoe sérieux le bleme dia tsy hitako hoe inona ny olana...ny masay fotsiny ilay olona tsy faly amin'ny tenany mihitsy ka mahita izay tsy tokony ho hita...en plus amiko ireny manam-bola ary tsy hitany izay handaniany ny volany...ex:jackson,efa tsy humain intsony fa lasa ohatry ny angatra...
27. fasaly ( 07/07/2005 18:21)
felicia:
ok marina izany fa lay lolo ferrari kosa tsy lasa e! raha abontsina amy taille norme de mety juste hoe fenoina ny banga....fa i jackson marina izao tsy sahy miseho masoandro fa manatsovaka hoditra mba ho fotsy be de efa manify loatra angamba ny hoditra de matahotra masoandro fa tsy maintsy mi-elo foana.
28. felicia ( 07/07/2005 23:53)
zay ange le tena tiako tenenina e...
29. fijo ( 08/07/2005 04:38)
ka tsy ireny no arahana fa mba le miova kely fotsiny e.
yonika,ka za anie hiova hiatsara e,fa le virja virja ihany ka.hi hi hi.aza taitra moa bedad an
30. ari.malala ( 08/07/2005 06:27)
manrindra, raha manana hokitihina ianao de mikitiha fa za aleo ho @ zao ihany ka!
31. yonikafopl ( 08/07/2005 06:45)
fijo kozy veeee, teha hihatsara ve???
fijo fa le maha virja anlah aleo za ihany no hanamboatra azy kleeeeee:-P
:roll:fa iza zao mitalaho ao za bedada aaaa
32. dadabe ( 09/07/2005 03:31)
:-@:-@:-@:@
33. fijo ( 09/07/2005 22:43)
inona ireo vavangana ireo bedada an.
yonika le mahavija ndry ihany no mahay an'io ka.
34. yonikafopl ( 10/07/2005 04:37)
fijo :wink:
35. dadabe ( 10/07/2005 08:51)
fijo> misaina zah io ka,fa tsy vavangana zany io

yonika:*:*
36. fijo ( 11/07/2005 22:20)
hummmm oka ary e.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1659