ndao haverina ndray...

101. dadabe ( 09/07/2005 04:16)
:evil::evil:
akamatiana ratsy tarehy
yonika manjabe
reraka aho avy nandende
de aleoko miverina amin'i bebe
102. akamatiana ( 09/07/2005 04:28)
zay mitsy ry dadabe
ndana mitsy mankany am bebe
fa aza sonjina sy varina
am yonika sy akamatiana:evil:
103. dadabe ( 09/07/2005 05:01)
ka bebe anie ka i yonika e:cry::cry:
104. yonikafopl ( 09/07/2005 14:04)
oajay re ry dadabe
de we reraka avy nandende
vao mody mampandry adrisa
mbay fa za tsy mila sisa:):-P

105. cutie ( 10/07/2005 01:32)
aza atao an'zany kosa dadabe
raha mbola nandende
fa izy mbola nisaintsaina
sy mbola nanamaina
106. yonikafopl ( 10/07/2005 05:12)
ary njy kou ry cutie
de miaro azy mafy ery
sa tany lery no nitaraina
tam le nareo niaraka nanamaina??
107. dadabe ( 10/07/2005 14:04)
yonika:evil::evil::evil:
tsy mahazo toi rahalina kleaza
108. akamatiana ( 10/07/2005 14:36)
tsy mahazo inn??? fa nga lah mizara fananana kle:roll::roll:
109. cutie ( 10/07/2005 17:03)
bebe kosa aza de masiaka be
refa mba mirevy dadabe
omeo maina izy de tsy handende
fa aty aminay efa tsisy kle
:-D:-D:-D:-D
110. yonikafopl ( 10/07/2005 17:52)
dadabe fa tsy mahazo inn klou
so de alako eo ty patalou
fa maninn no tsy omena
sa zarainlah eny antsena?

cutie, za tsy masiaka akory
fa lery no manosisory
fa zao klou efa vita
fa mijery ny suite ny sisa.

Akamatiana oka zay
fa efa nilamina ny aminay
fa raha ohatra io ka mbola mandende
tonga angamba de daka beeeeeeeee
111. dadabe ( 11/07/2005 03:24)
:twisted::twisted::twisted::twisted::twisted::twisted::twisted::twisted::twisted::twisted::twisted::twisted::twisted::twisted::twisted::twisted::twisted::twisted::twisted::twisted::twisted::evil::evil::evil::evil::evil::evil::evil::evil::evil::evil::evil::evil::evil::evil::evil::evil::evil::evil::evil::evil::evil:
112. yonikafopl ( 11/07/2005 03:47)
fa maninn kayyy??? eo ary mou eeee:*:*:*
113. lanto ( 11/07/2005 08:37)
Ngah tsy samy manao teny indraim-bava le lalao ? Entre pà iny an !


Dia lasa indray dia lasa indray e!


114. yonikafopl ( 11/07/2005 08:43)
lanto ka miteny ndray mbava nge io eeee
otran le mipipy nday mbava ihany lol:roll::-D:-D
115. akamatiana ( 11/07/2005 09:50)
nandro kely fa mamay:roll:
116. sasa ( 11/07/2005 10:30)
wajay izany hatezeran'i dadabeanay
117. akamatiana ( 11/07/2005 10:40)
omeo maina njay:@
118. sasa ( 11/07/2005 10:54)
d mbola ampiana sakay
119. lanto ( 11/07/2005 11:49)
zay lery vao fay
120. akamatiana ( 11/07/2005 18:32)
fa nilefa bebenay =)):-$
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0088