ndao haverina ndray...

81. sasa ( 07/07/2005 04:41)
dadabe k'hita fa masay kou:-D:-D
82. yonikafopl ( 07/07/2005 06:20)
tena tsynaharaka ny revy tao njay za kleeee
ny andro efa maraina
fa aiza najy lery??
sa nilaozany nidaina'
de hadonony teto ity??
83. dadabe ( 07/07/2005 07:10)
:-w:-w:-w
84. yonikafopl ( 07/07/2005 07:30)
:roll::)hay lery tao ihany kay
85. sasa ( 07/07/2005 10:31)
fa njy variana nanafay
d lasa izy nihinana sakay
no sady lasalasa saina
satria mbola tsy nahita maina
86. majakely ( 07/07/2005 11:24)
ka toa minainaina!
.....;no mitaraina!
mba mahaiza wa miaina!
fa tokana ny aina!!!!
87. mandrindra ( 07/07/2005 13:17)
ary alefaso ny maina
rehefa te haka saina
ario any y mofo dipaina
fa ampikaro ny traina
88. mishou ( 07/07/2005 14:41)
rehefa ariana ny mofo dipaina
de soloy vary maina e
89. dadabe ( 07/07/2005 15:56)
: mandrindra [ Valio ] 07-07-2005 15:17:52
Lohateny : Re : ndao haverina ndray...
ary alefaso ny maina
rehefa te haka saina
ario any y mofo dipaina
fa ampikaro ny traina
:@:@:@:@:@:@:@
90. akamatiana ( 07/07/2005 16:08)
jere dadabe mahazo aina
refa aiana resaka maina:roll:
91. dadabe ( 07/07/2005 16:11)
de zay te ho tsara saina
sady tia an'i AINA
no te hahazo aina
de avy hanamaina
92. akamatiana ( 07/07/2005 19:27)
tanjemo ary mikonaina
refa tsatsan'i Aina
de zay vo mangaina
de adino kou ny maina
93. dadabe ( 07/07/2005 23:39)
ny maina tsy hadino
fa io ny tanako fihino
raha toa sitrakao
de atolory ahy ny molotrao
fa ataoko kilalao
tsoda ohatran'izao
94. sasa ( 08/07/2005 04:30)
he he he mamay be le kozy
kanefa za mbola tsy dozy
fa tena misy mifanolotra
ny vava sy ny molotra
95. akamatiana ( 08/07/2005 05:51)
mbay tany elah
fa molotra adala nga
ka de atolotro anao
ho lalaovinao

ny tanan'lah iny kou
alao any klou
fa marokoroko lotra
ka mamenatsa vahoka:roll:
96. dadabe ( 08/07/2005 07:47)
sipakely akamatiana
tonga lafatra sady feno fifalina
fifandeferana feno fitsikiana
ny fiainako iarahako @'i akamatiana
97. chipie1 ( 08/07/2005 08:23)
mahay be i dadabe
na de efa somary goaika re:lol:
tsy hanaiky mihintsy
nankaiza ireto nify ?:-D
98. yonikafopl ( 08/07/2005 08:32)
chipie1 hihihihihihih
hay kou kay njy
mahay ny ady rima ato aky??


oadray aky ry akamatiana
nga de efa tsy mahita atao
no de i dadabe no hitosiana
sa njy kay mou milalao?:-P
99. sasa ( 08/07/2005 10:18)
wajay kou ity akamatiana
aza masiaka amin'ny namana liana
fa njy anie sipa matotra be
ka tsara homena bisous be
100. akamatiana ( 08/07/2005 10:30)
ahan zato ianao ry dadabe
tena mila fifalian ve
de ambarako an'lah
Fa io tsy misy aty aminah:):wink:

aza variana sy sonjina
amin'i akamatiana
fa izy kou tsy masiaka
fa mba mifanala amintsika

wajay kou yonika
fa njy tena lasa nipika
efa we sady tsy itosiana , no tsy kalalao
fa lery hita be we efa okaziao:-P

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1511