tsy fahasambarana no tadiaviko?
21. fijo
(
30/06/2005 20:50)
hira rediredy izany ry zareo an.tsy izany no tena misy amin'ny fiainana.mifanolotra ny eto fa raha hanantena fotsiny izany ,film atao fa any no misy an'izany
22. majesty
(
01/07/2005 04:47)
Stephan:ôtran'ny mifanohitra ihany ange le foto-kevitra ery ambony e;hoe tsy fahasambarana no tadiaviko fa olona hotiavina,fa moa ve refa tojo ny olona tena tina tsy ho sambatra ? Noho izany dia tadiavina ihany zany le fahasambarana.
24. stephan
(
01/07/2005 07:09)
ka misy lafim-pahasambarana roa "mifanohitra" anie ilay izy raha izany e!
25. Herytae
(
01/07/2005 10:53)
Ny tena izy zany raha azoko tsara dia hoe " Tsy fahasmbarana no tadiaviko fa fahasambaraKO" ein!!!