fandraisana anjara amin'ny dinika
21. kally
(
25/07/2005 05:57)
Angamba kosa lanjalanjaina e! na manisy sira aza mba mijanona anaty lohahevitra sa...?
Izaho aloha dia tsoriko fa mihamalaina mihitsy satria dia lasa "maivana" be ny resaka ato e!Soa fa misy ihany sasany mbola azo ihafiana.
Izaho aloha dia tsoriko fa mihamalaina mihitsy satria dia lasa "maivana" be ny resaka ato e!Soa fa misy ihany sasany mbola azo ihafiana.
22. kally
(
25/07/2005 06:02)
Hay! tsy adino koa fa ankoaty ny dinika azo ihafiana dia mbola misy ihany indraindray adihevitra tena matotra kah! indraindray!!!
24. ftma
(
26/07/2005 18:23)
jolie Sipagasy: mahazo manisy sira anie fa mba tazonina ilay loha-hevitra e fa manjary tsy mazoto mamaky na amaly ny namana rehefa tsy mahaliana ilay izy.
Samy mahita soa na kely fontsiny amin'ny dinika mandeha eto isika rehetra ka raha lasa tsy matotra ilay resaka dia mampalahelo.
Samy mahita soa na kely fontsiny amin'ny dinika mandeha eto isika rehetra ka raha lasa tsy matotra ilay resaka dia mampalahelo.
25. lanto
(
27/07/2005 18:25)
Ny tena mandreraka raha somary taratara ianao vao mamaly, nefa ny eo aloha lava be. Hamaky : lany andro sady very eny an-tenantenany ilay fitohizan-kevitra. Tsy hamaky fa tonga dia hamaly sao dia efa nisy nilaza ilay tian-ko lazaina ka mamemberin-dresaka.
Rehefa hita fa lasa nivaona dia manokatra sujet vaovao na mifanoratra indray dia any mifananihany e! Sady izao koa : misy ange ny Chat raha te-hifamalivaly resaka manokana e !
Ny tena marina dia tsy tokony hanoratra rehefa tsy manan-kamabara :)
Tsiky an !

26. welie
(
28/07/2005 12:48)
Eny aza e! Za zao efa tsy hanisy sira be loatra tsouny ka! Sao za mbo hanao lohahevitra ka lasa sira be foutsn... Hihi... Tsy we tsy hanisy tsony an... fa mba avec modération... lol
hery sy lanto o... Kapohy za raha vao manisy sira be loatra...
hery sy lanto o... Kapohy za raha vao manisy sira be loatra...
27. mandrindra
(
02/08/2005 15:20)
de bedy aho ve izao raha vao miteny hoe aza asiana sira intsony aloha fa ovay nuoc nam indray :D
28. lanto
(
02/08/2005 16:25)
welie> zah ve moa hikapoka fa mba milaza ny hevitro amin'ity resaka ity fotsiny ! :)
mandrindra> tsisy bedy izany e! Ady hevitra io, sady mandrindra ange mbola tsy mivaona am resaka fa mbola ao amin'le hoe sira ihany e! hihihi
mandrindra> tsisy bedy izany e! Ady hevitra io, sady mandrindra ange mbola tsy mivaona am resaka fa mbola ao amin'le hoe sira ihany e! hihihi