fifamelana

21. ainaheri ( 29/06/2005 09:01)
Yonika > marina ny anjy fa za ko manao an'zany fa tsy zakan'lay ol lay navesatra taloha satria ko ra tazominao iny lasa aretina anao manokana ka aleo tenenina aminy mba anitsiany ny lalany!!
22. fijo ( 29/06/2005 19:53)
yonika aza loarana izany ny fo fa sao mahafaty.
sahouly,le miala aloha no hitako tsara e,raha mbola mijanona eo mantsy lasa ny tanana ny farany
23. pitchou ( 30/06/2005 06:17)
fijo> andramo ary!
24. sahouly ( 30/06/2005 13:31)
fijo> zay ndary , mbola fainga-tanana foana h@ zao an!
25. fijo ( 30/06/2005 20:11)
ka le vava tsy voako loatra ko.aleo pratika
26. pitchou ( 01/07/2005 06:33)
ataovy am-paosy wa iny tanana iny!
27. sahouly ( 01/07/2005 13:59)
pitchou>zay mintsy nohevitra mety ka! fijo mantsy ratsy mangalam-pinana dia mamono hihihi!!!!!!
28. zandrikely ( 01/07/2005 17:53)
io aloha miankina @ ilay nifandirana e , eny e ny fo anie ranomafana e , za aloha rehefa miresaka amiko ilay olona dia miresaka ko za e , fa ilay taimbava kosa aloha tsy lasa e , misy ny olona tena mahavita mamoka taimbava e
29. dadabe ( 02/07/2005 12:12)
zay
30. fijo ( 04/07/2005 21:40)
ka ny azy taimbava fa ny anao ataovy hai tanana dia milamina io e
31. dadabe ( 05/07/2005 03:25)
marina zany ny azy raha taimbava de ny anao ataovy taim-b....:-$
32. ari.malala ( 05/07/2005 11:49)
raha za zany no anaovana taimbava, ataovy ary ze iresahako aminao eo intsony kle! Any enao sy ny lambanao! Za ndray tsy mamela ol nanao vava taminà zany, na iza io na iza!
33. mandrindra ( 05/07/2005 13:14)
misy ny fifandirana tsy vitan'ny wawawawa fa aleo avy hatrany dia mifanainga. Ny ratran'ny taimbava tsy hita ary sarotra ny manasitrana azy fa izay vaky vava asina alikola dia sitrana. Rehefa
34. mandrindra ( 05/07/2005 13:17)
misy ny fifandirana tsy vitan'ny wawawawa fa aleo avy hatrany dia mifanainga. Ny ratran'ny taimbava tsy hita ary sarotra ny manasitrana azy fa izay vaky vava asina alikola dia sitrana. Rehefa avy mifampilako eo samy afaka ny fon'ny roa tonta dia madio ny raharaha. Fa raha resaka taimbaka dia amantaonany vao miravina raha hiravina. Ny kombaka face à face dia samy vita ny mifanasa vangy tantaraina eran'ny vazamototra. Atao izany raha toa ka mifandanja ny hery.
35. fijo ( 05/07/2005 22:42)
izay mantsy anie e
36. pitchou ( 12/07/2005 13:27)
tandremo ary voa mafy any @ tsy mahay maka tsy mety amboarina intsony vao hoe naleo ihany taim-bava an!8)
37. sahouly ( 12/07/2005 15:30)
za sady tsy mahay miady no tsy mahy miresaka lavabe fa de tsy miteny tsotra zao
38. fijo ( 12/07/2005 21:21)
fa mahay inona i sahouly?????sa virja koa???
39. ari.malala ( 13/07/2005 12:01)
fa fijo v manao collection sa aôna ê! sa tianlà ho virja daolo ny kill?:-D
40. ari.malala ( 13/07/2005 12:02)
fa fijo v manao collection sa aôna ê! sa tianlà ho virja daolo ny kill?:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.3557