(Raikely na Renikely) sy ny Zanaka tsy naterany?

21. fijo ( 28/06/2005 04:45)
fasaly ieka wa e.izay ny antsika lalaooo.
ny tena mahatonga ny tsy fifankazahoana amin'ireo renikely sy zanabady ireo dia ny fiezahan'ny iray haka ny toerana tsy azy.
azavaiko.ny renikely matetika dia te haka ny toeran'ny renin'ilay zaza.izany hoe izy mihiintsy no tena tiany ho atao hoe reny.io anefa dia miteraka olana satria ny fandraisan'ilay zaza azy dia hoe faniliana ny reniny.ka dia eo no manomboka ny tantara.
ny renikely dia tokony ahatsapa fa tsy reny izy,fa vadindray.aryraha mipetraka amin'io toerana io izy tsy be ny ady.
22. ari.malala ( 28/06/2005 08:36)
marina mintsy ny an'i fijo, fa matetika koa anie be fialonana izy ireny sady mpiatsaravelatsihy ê! heveriny oe bosibosian-janany ilay lhl tsy ho tia azy na koa hoe bosibosianjanany ilay lhl tsy hanome vola azy na dia ara drariny izao aza no itadianvan'ny ankizy vola de refa eo imason'le lhl de mosy tsotra be sy manambitamby ery fa refa tsy eo le rain'ny ankizy fa mahita faisana ireo ankizy ireo!
23. fijo ( 28/06/2005 22:16)
ka izany dia mbola vokatr'ilay te haka ny toeran'ny reny.matahotra izy sao tsy hekena hoe reny.nefa izy tsy ho reny naovina.ka izay no olana.aty ampita io tsy dia olana hita loatra satria ny olona efa mahalala fa rehefa manambady olona efa niteraka,dia ny vadinao no hanao fa ny zanany fanampy.ka ny tanjona dia ny mba hsian'ny fifandraisana tsara aminy fa tsy ny hifehy azy.
24. dadabe ( 29/06/2005 03:15)
zay marina zany
25. fijo ( 29/06/2005 04:01)
izay anie ry bedada no anasivako zanany rehefa mba mihindrana ny andry zalahy aho e
26. ari.malala ( 29/06/2005 05:46)
fijo! tsy azo atokisana elà ka! :-D
27. routa ( 29/06/2005 13:08)
28. fijo ( 29/06/2005 19:57)
ari malala rehefa mihindra mbola anie io e
29. ari.malala ( 30/06/2005 08:21)
fijo> :-D mahita avaly foana an! fantsy mintsy! :-D
30. fijo ( 30/06/2005 20:24)
an an tsy fantsy ka.fa valinteny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.3799