Alain RAMAROSON élu à l'unanimité

1. ravatorano ( 23/06/2005 06:25)
Lors de la seconde assemblée générale qui s’est tenue hier après-midi, à l’hôtel Soimanga, à Manakambahiny, les 3 « N » ont finalisé les structures et les hommes chargés du suivi des résolutions d’Andoharanofotsy qui seront présentés officiellement demain. Le professeur Zafy Albert ainsi que les pasteurs Richard Andriamanjato et Edmond Razafimahefa sont les 3 co-présidents du Comité National Exécutif qui est composé de Raiamandreny, entre autres, Gisèle Rabesahala, Rémi Ralibera, Max Rafransoa, Charlotte Rafenomanjato, Mihamitsy Cyrille, Fiandraza
Quant au comité national de réalisation des résolutions, il est présidé par Alain Ramaroson. Lequel est entouré de 6 vice-présidents, à raison de 1 par province et de 2 par entité (CRN, RFN, SPDUN). De même, les 12 conseillers sont issus des 6 Faritany et des 3 « N ». José Rakotomavo préside pour sa part, le comité d’appui technique qui comprend également 6 vice-présidents représentatifs de chaque province et de chaque composante des 3 « N ». Idem pour les 12 conseillers.

répondu par fijo le 23/08/2005 22:07
2. ravatorano ( 23/06/2005 06:27)
(suite)
Equilibre
L’existence de 3 structures ainsi que les nombres des vice-présidents et conseillers dénotent de l’âpreté des débats voire du « marchandage » entre le CRN, le RFN et la SPDUN dans la désignation des différents responsables. Et ce, sans tenir compte du poids et de l’audience de chaque entité qui ne sont pas forcément les mêmes, ne serait-ce qu’en termes d’élus. Un critère occulté par les uns qui prônent l’équilibre numérique ou les autres qui revendiquent un droit d’aînesse sur le mouvement. Le critère tribal ou l’équilibre ethnique était, par contre, de mise. En effet, si tout le monde reconnaissait l’opportunité de mettre un Merina à la tête du comité national de réalisation des résolutions, d’aucuns estimaient qu’il fallait créer une autre structure présidée par un Côtier pour ne pas frustrer les gens des Faritany. D’où la désignation de José Rakotomavo par le RFN en marge ou plutôt, après l’assemblée générale qui a élu à l’unanimité, Alain Ramaroson.

Leadership
Celui qui avait hébergé les 2, 3 et 4 juin derniers, la « conférence nationale unique 2005 », n’était pas présent hier, à Manakambahiny. « Afin de ne pas influencer les votes », avait-il confié, la semaine dernière. D’ailleurs, le leader du Mouvement des Citoyens pour la Sauvegarde de la République n’a jamais participé aux multiples réunions qui se sont tenues au Soimanga. Idem pour le professeur Zafy Albert qui s’est fait représenter à chaque fois, par des barons du CRN comme Ndremanjary Jean André ou Vaovao Benjamin. Par contre, les pasteurs Richard Andriamanjato et Edmond Razafimahefa étaient toujours présents, pour exorciser le vieux démon de la division, au sein de la plate-forme, en proie immanquablement à des rivalités. A une lutte de leadership entre les 3 « N » évidemment, mais aussi, à un conflit de générations entre les dinosaures et les jeunes loups.
Midi madagasikara 22 juin 2005

aoana ny hevitrareo amin io ?
3. ravatorano ( 23/06/2005 06:29)
Diso ilay source fa midi madagasikara 23 juin 2005 no tena izy eh ao amin ny pejy faharoa.:wink:
4. eh ( 23/06/2005 10:25)
revirevy io ê! hafaka maneho hevitra daholo izay te hanao izany fa eo @ fampiharana no maha samihafa azy! d ahoana hono? hanongam-panjakana izany??
5. gasitiako ( 23/06/2005 12:25)
ssssi, resa-pilitika,
mahalitika
tsisy afa-tsy ady seza
mba hahangeza
nareo ve tsy mba leo
an'ireo ol ireo?
tsy andaniko rora
afa tsy ny hanakora
6. xxx ( 23/06/2005 18:05)
De A. Ramaroson izany ny prezida ny Mada aminy fifidiana manaraka. Raha mbola hisavoritaka indray...
Tena mbola tsy matotra ny resaka politika eto @ tanana ka...
7. xxx ( 23/06/2005 21:14)
F'angaha indray hoy aho mandeha ho azy ity teny vahiny ity. Zah nilaza fa ok io, tamin'ny fotoana izay, nefa voasiaka ary nataon'ny sasany fa tsy mandala ny maha-malagasy, kanefa tssssssssss! Inona ary ity?
maditra
8. fijo ( 23/06/2005 21:59)
raha ny fahitako azy dia dika ny zavatra hita tao amin'ny gazety no natao.fa tsy navadika teny gasy intsony.
dia miandry izay fandehany manaraka indray izany isika e
9. belohaa ( 25/06/2005 04:32)
Efa imbetsaka ingahy Alain Ramaroson no nilatsaka ho fidiana teto amin'ny tanàna ry zalahy an.Efa norotsahany daholo na député na maire na conseiller provincialy sns....Ka tena zavatra sur dia hoe : na dia hilatsaka ho chef n'ny cartier any amin'ny fokontaniny any aza io rangahy io dia tsy ho lany mihitsy satria mitady seza fotsiny no ataony raharaha.
10. ravatorano ( 28/06/2005 06:09)
maditra
11. kitjo ( 02/07/2005 11:10)
Pppffff...ko raha tsy mitampona ny mason' ny olona!

Aleoko aza i Hasina Andrimanjato
Fa aleo ihany aloha ravalo fa sao dia tapaka daholo ny aasa eo an-dalan e:-P

Manjary sao vita tapany dia mirodana sa?

Ooppsss...hevitra lazaina fts io fa tsy ampielezina....ihihi
12. fijo ( 04/07/2005 23:53)
ampieleziko mihintsy ka.za koa momba io resaka io tsinona.
13. kitjo ( 05/07/2005 12:35)
Ho anah aloha raha olona efa teo @ io fitondrana io tsy mila mihitsy aho e...

Ny Hasina irery no azo eritreretina kanefa mbola misy fandinihana be dia be

hatrizay tsy hita izay natao ka izao vao milaza hanao....

Raha olona vaovao mbola mila dinihina koa!
14. johary ( 05/07/2005 18:30)
ka Ny Hasina sy Andriamanjato(dadapasy) ange ka toy ny kofehy sy fanjaitra e... Sady toa efa niova filiera any amin'i piano indray i lery ko ... sa maka inspiraka ve ?
15. ranga ( 20/08/2005 10:39)
Tsisy anarana hafahafa tsony ve cle,zay tononinareo zany mivalana antsofona doly,mba homeo patipatiny hafahafa marina e,au moins hovainareo ny nom,ny prenom tsy maninona.
16. hps ( 20/08/2005 19:05)
raha mitady anarana hafahafa ry zalahy,dia tandremo ihany sao diso fiantefa any @ i Pasteur Maihol(jereo any @ google ny fanoratra azy,fa very aho!)
17. fijo ( 22/08/2005 22:51)
aleo aloha hiasa ze eo e
18. hps ( 23/08/2005 19:34)
hiasa anangona ameno paosy ve?ny fahasahiranana ato Dago efa enjana mbola ilaozan-DRa-8 manao mada raid sy tourné lava mampihena ny kitapom-bolan'ny Fanjakana fotsiny, sa modianareo tsy hita fa aty Dago? Ohatran'ny tsy ampy koa ilay information tonga any aminareo any:^)
19. fijo ( 23/08/2005 22:07)
mamaky gazety isanandro aho aty ary harako tsara izay miseho any,fa asany no ataony.ka aleo izy hiasa aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0094