fitiavana ve ny fifampibanjinana ?
21. bibioul
(
16/06/2005 07:13)
sali daool, angamb ref ts mitondra mod d ts koaa!!? amlay fomba fitenenane!!!:lol::lol:
22. mamzelkely
(
16/06/2005 07:25)
biboul salu!!!!! elaela!!
tsy vôtery mifanakatia ny olona refa mifampimbanjina fa mety provocation an le ray fotsiny!!!!:roll:mazava ve zany !!:lol:

24. yonikafopl
(
16/06/2005 23:53)
coolman oadray tonga te kiss be ve kleee hummmmmm:-w:-w:-w tsy nisy fifampibanjinana fa tonga de action kle =))=))=))
fa mba aiza klou le vadiko zay fa manina be za zany kleee, aleo aminy ny action no atao fa ny sisa banjinina fotsiny :-w

26. eh
(
17/06/2005 11:02)
efa fiatombohany izany raha fijery malefaka ê! mifampita heritreritra,tsy maintsy mijery ny maso kosa raha vao mifankahita ê! izay vao misy ny tohiny...FA tsy mijanona eo!
29. coolman
(
07/07/2005 14:07)
Fijo} le jamba ngamba tena @fomba hafa ndray kou:lol:
izy jamba ihany no mahalala an'zany,aleo we mba tapenana ny maso de mijery sipa klé:@:@:@

30. coolman
(
07/07/2005 14:09)
Fijo} le jamba ngamba tena @fomba hafa ndray kou:lol:
izy jamba ihany no mahalala an'zany,aleo we mba tapenana ny maso de mijery sipa klé:@:@:@
izy jamba ihany no mahalala an'zany,aleo we mba tapenana ny maso de mijery sipa klé:@:@:@
31. yonikafopl
(
10/07/2005 18:36)
kou nga tsy hainareo le fiteny we fa nga tena nitapina mihintsy ny masin'iny bandy iny tam nikoty an le sipa kleee:wink: