fitiavana ve ny fifampibanjinana ?

1. xxx ( 30/05/2005 06:40)
Ahoana ny fahazoanareo ity hevitr'ity mpanoratra iray ity : "Tsy ny mifampibanjina velively no atao hoe tia fa ny miara-mitsinjo ny lalan-kizorana".(Tsy tadidiko ilay mpanoratra)
novalian'i Todi ny 15/07/2005 06:11
2. pika ( 30/05/2005 09:02)
misy karazany io maso io raha mifampimbajina ao no ahafantarana ny fihetsehim-po sy izay zavatra tiana ambara ka tsy voatery hoe rehefa mifampimbajina izany dia atao hoe tia mety ho mifanohitra @zany aza indraindray, miteny io maso io
noho izany dia tsy azo lavina io voalaza io
3. RockyMaivia ( 30/05/2005 12:59)
No comment!:@ tapenanay mihitsy ny masonay!
4. booboo ( 30/05/2005 13:56)
tandremo ara sô midona @ poteaux
5. sipagasy ( 30/05/2005 16:44)
mmhhhhh
6. Chuan ( 30/05/2005 17:08)
hihihihi ! Raha mivontirika kosa ve le olona de owe tia tsy vo maika aza mampitsoaka mandositra ! Fa tandremo kosa nefa refa izy no mandrimandry maso zay an ! hummm ! Efa tafiditra ao zay ny ila-tongotra !
7. xxx ( 30/05/2005 19:52)
Mba hanampiako anareo dia asa raha efa henonareo ilay teny ao amin'ny baiboly Asan'ny apostoly hoe : "Nahoana ianareo(miantso ny apostoly) no variana mibanjina ny lanitra eto, mandehana mitoria ny vaovao mahafaly any Galilea..." ( tamin'i Jesoa niakatra any an-danitra io).
8. yonikafopl ( 30/05/2005 20:23)
:-w xxx tsy azoko ny ifandraisan\'io am le hoe fitiavana ve ny fifampibanjinana

izany hoe hihihihih( aleo meme klou an )raha mifankatia zany de tsy tokony hifampibanjina fa tonga de action :-@^:^
9. fijo ( 30/05/2005 22:22)
hifampibanjina ahoana ary.izany ve tsy hifampatahotra le
10. ari.malala ( 31/05/2005 05:35)
yonika> ndry koa an, tonga de action an! :)
11. sasa ( 31/05/2005 05:37)
ari-malala action karaté sa action kung fu akia
12. pika ( 31/05/2005 05:46)
izay ilay tonga dia fiovanjavatra mahery vaika !!!
13. toksijax ( 31/05/2005 06:37)
SALUT DAHOLO ALOHA AN !
Amiko aloha tsy voatery izany nefa tsy vitsy ny olona no nifankatia noho izany ihany .Tsy haiko raha fantatrareo ilay fiteny hoe : Ny maso mijery fitaratra vita fa ny hevitra ao anatin'ny fo no hita.
14. xxx ( 31/05/2005 06:54)
Izao re e : tsy vitan'ny sentosento fotsiny tiako ise ny fifankatiavana, indraindray safosiaka mampandry adrisa fa tokony hisinjo hoe ahoana ny fitsinjovana ity fiarahana ity, ny fanorenam-piainana tena izy, inona no soa iombonana tokony heverina sns e. Izay ilay hoe action ry yonikafopl, fa tsy vitan'ny langomalefaka fotsiny... Asa raha misy hanazava io bebe kokoa...
15. ari.malala ( 31/05/2005 07:47)
Mifankatia = miara mibanjina ny tanjona tiana ho tratrarina, miara mandinika izay tokony hatao.
16. dadabe ( 31/05/2005 18:32)
hoy i xxx
Izao re e : tsy vitan'ny sentosento fotsiny tiako ise ny fifankatiavana, indraindray safosiaka mampandry adrisa fa tokony hisinjo hoe ahoana ny fitsinjovana ity fiarahana ity, ny fanorenam-piainana tena izy, inona no soa iombonana tokony heverina sns e. Izay ilay hoe action ry yonikafopl, fa tsy vitan'ny langomalefaka fotsiny... Asa raha misy hanazava io bebe kokoa...

ary toi niova tampoka eny ampandehanana a

de aza mifosa ny vadiko klou e:evil:
17. fijo ( 31/05/2005 22:59)
ianao manisa kintana za mibanjina ny tany.raha izay dia ok ka
18. coolman ( 16/06/2005 06:37)
salutdaholo an!
Mba mahalina ahy 'lay resak'areo de izay nanoratako eto an!
Momba ilay(teny masina)ao ambony ao.Hamaly an'ilay tsy azony yonika izaho aloha.
Misy ifandraisany @ lohahevitra io teny io satria hoe:
tiany r'zareo zany i jesoa matoa nobanjininy.
ok yonikafopl an!
=))=)):*:*
19. coolman ( 16/06/2005 06:47)
salutdaholo an!
Mba mahalina ahy 'lay resak'areo de izay nanoratako eto an!
Momba ilay(teny masina)ao ambony ao.Hamaly an'ilay tsy azony yonika izaho aloha.
Misy ifandraisany @ lohahevitra io teny io satria hoe:
tiany r'zareo zany i jesoa matoa nobanjininy.
ok yonikafopl an!
=))=)):*:*
20. coolman ( 16/06/2005 06:54)
salutdaholo an!
Mba mahalina ahy 'lay resak'areo de izay nanoratako eto an!
Momba ilay(teny masina)ao ambony ao.Hamaly an'ilay tsy azony yonika izaho aloha.
Misy ifandraisany @ lohahevitra io teny io satria hoe:
tiany r'zareo zany i jesoa matoa nobanjininy.
ok yonikafopl an!
=))=)):*:*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3733