namana mitady hira
21. TIAVAZO
(
05/07/2005 14:33)
:oops: tena na dia efa razoky nahazo taona aza dia tena mila ho latsaka mintsy ny ranomaso mahita an'io hira io :( sao dia mba misy manana an'io ry reto nareo :cry: tena mampatsiahy ny fahiny ry zareo a:oops:
22. TIAVAZO
(
05/07/2005 14:36)
:oops: tena na dia efa razoky nahazo taona aza dia tena mila ho latsaka mintsy ny ranomaso mahita an'io hira io :( sao dia mba misy manana an'io ry reto nareo :cry: tena mampatsiahy ny fahiny ry zareo a:oops:
23. ari.malala
(
05/07/2005 14:38)
odry! fa in klou le hira fa ny ranomaso no nandeha aloha ny an'i tiavazo?
26. ari.malala
(
07/07/2005 05:47)
fijo, tena tsy haiko kosa izany ranomasonao zany kle! :-D iza no mpihira anzany? :)
27. sasa
(
07/07/2005 14:04)
otsaotsan'ny misy hoe
izao no andro sarobidy e e
indrisy izaho mbola bado e
mibadabada hoe dada o neny
tena tsy tadidiko lety an
izao no andro sarobidy e e
indrisy izaho mbola bado e
mibadabada hoe dada o neny
tena tsy tadidiko lety an
29. ari.malala
(
08/07/2005 08:13)
sasa, azoko antsaina anie ny hira teneninao e! fa tsy haiko fts le hira ê!
fijo> hay v ê! :-D iny ndray no tsy hitako!
fijo> hay v ê! :-D iny ndray no tsy hitako!
37. ari.malala
(
12/07/2005 09:26)
dadabe:
tu fourne ,il fourne ,nous fou.......:-D:-D
kaondrana! :-D zay koa le i fijo d manampy trotraka! :-D reto tena nadra tafaraka mintsy! :=))=))=))