WENDY

41. yonikafopl ( 28/05/2005 16:43)
dadabe fa maninn:roll:
42. dadabe ( 28/05/2005 18:11)
kalamina fotsiny hoaa
43. iartistika ( 28/05/2005 18:58)
:lol::@
44. dadabe ( 29/05/2005 14:05)
sa ahoana baina a? tadaviny kozina le sarin'i sasa kle :roll:
45. Mifenty ( 29/05/2005 15:18)

oay kousa radada le,

fangà nomen lah an bebe kousa le sarin'i sasa kle.

tsss afa-baraka le kôfa kle.

iny kousa ny tsitako kle

46. dadabe ( 29/05/2005 15:25)
elah ihany aza no nanao erera kle
47. iartistika ( 29/05/2005 19:04)
hihihih!
48. dadabe ( 30/05/2005 04:39)
zay anie lesy izy baina e,lery no nanao erera nandefa le izy de zao lery traingo:{:{
49. sasa ( 30/05/2005 05:30)
oadray fa sary otran'iza loatra ary izany klé mba tiako ho hita
bebe alefaso aty izany sary izany haingana njy jereko
mifenty elah mintsy no tena mpandefa an'izany sary izany an
dadabe nanao erera ahoana kou za izao hitory izay nandefa an'izay kle, zao za lasa anadahin'i Tantely klé
50. ari.malala ( 30/05/2005 11:59)
sasa> anadahin'i Tantely an! :)
51. dadabe ( 30/05/2005 18:08)
:-D:-D:-D
52. sasa ( 31/05/2005 05:10)
ari-malala ka le sary nisy namoaka nefa tsy fantatro akory, tapa-kevitra aho fa hampiakatra fitsarana ambny ary i mifenty no anaovana enquête voalohany satria izy no nahita an'le sary voalohany
dadabe mbola faly ihany mantsy elah an:evil::evil::evil:
53. Mifenty ( 31/05/2005 12:28)


lé erera né lesy ono an'oul mbell e.

nandé tam télé tam laady lty le resaka wendy ty a. fa ny titre ny ndray de oe digicode hihihi.

sasa aza manaiky rebireben-dradada am zany elah fa sary mlay b né zany eh.

fa na zany aza klou malatsaka eh hihiih
54. ari.malala ( 31/05/2005 12:41)
sasa> mampime be ana zany le resaka ê! tsy haiko na sary in le izy na sary in, tsy le mahazo anao noi mampime ana fa reo emoticones ianao tezitra bbbeeee @ bedada ireo no manapatsinay ana, ohatrany azoko sary an-tsaina zany ny paozinao eo anoloan'ny ordi rangitra be manoratra kle! :-D:-D:-D:-D:-D =))=))=))=))=))=))

55. dadabe ( 31/05/2005 13:42)
de aza mihetsika aza klou njy e
56. iartistika ( 31/05/2005 17:29)
8)8):@,tsy aketsika ndray zany no malaza ko in moa!
57. dadabe ( 31/05/2005 18:19)
:@:@:@
58. sasa ( 01/06/2005 05:10)
mifenty elah mintsy no niteny anzany sary izany voalohany tato, tsy maintsy hitako foana izay sary izay kan:evil::evil::evil::evil:

ari-malala njy kou mbola faly ihany nefa ny za efa wanted any amzany sary izany:evil::evil::evil::evil:

dadabe ny an'lah mbola tsy ampy ireo ambony ireo:evil::evil::evil::evil::evil::evil::evil::evil::evil::evil::evil::evil::evil::evil::evil::evil::evil::evil::evil::evil::evil::evil::evil::evil::evil::evil::evil::evil::evil:
59. ari.malala ( 01/06/2005 07:52)
=))=))=))=))=))=))sasa, za anie efa niteny anao oe tsy le mahazo anao oa no mahafaly ana ê! zafady ê! :-D :-D :-D le paozinao rengitra be eo anoloan'ny ordi oa no alaiko an-tsaina miampy an'le sary kely enao rangitra be! tena tapaka sasa ny tsinaiko fa tena fona ah an! =))=))=))=))=))=)) fona marina ê! ,nareo kosa r'ireto mba ajanony zany resaka izany fa jereo anie sasa ra tsy tezitra bbbbbbbbbbbbeeeeeeeeeeee mintsy ê!

60. dadabe ( 01/06/2005 11:40)
sasa >hihi resaka lesy zany pela fa kalm elah a,ary mba aiza hoa klou poutsy e??:-w
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0943