WENDY

1. haingo23 ( 24/05/2005 07:19)
Nisy lehilahy iray tena tia be ny sipany. WENDY no anaran\'ilay vehivavy. Tena potika mihitsy ilay bandy ka ny zavatra nataony dia nasiany tatouage ny bobotany ary nosaratany tao ny anaran\'ilay sipa. Rehefa matory kotokely dia WY no hita ary rehefa taitra dia WENDY no hita. Indray andro dia nandeha nitsangatsangana tany @ plage izy roa ary tena nankafy tany. rehefa nandeha nipipy ilay bandy dia nahita lehilahy iray niaraka nipipy taminy tao @ urinoir. Nitodika ilay bandy ka nahitana soratra WY teo @ bobotan\'ilay lehilahy iray koa. Tsy naharitra izy fa nanontany :
- F\'angaha WENDY koa ny anaran\'ny sipan\'ialahy ?
- Fa ahoana hoy ilay iray sady taitra izy.
- Ny ahy mantsy WENDY no miseho rehefa taitra lery ary WY rehefa matory lery. Ny anao koa enefa hitako fa WY rehefa matory lery.
- Hay hoy ilay tovolahy. Izaho dia guide . Marina fa rehefa matory kotekely dia WY no hita fa rehefa taitra kosa izy dia \"WELCOME TO JAMAICA HAVE A NICE DAY\"
novalian'i dadabe ny 01/06/2005 11:40
2. rpk ( 24/05/2005 07:30)
:roll::roll:
3. Angie ( 24/05/2005 08:49)
welcome to jamaica have a nice day tena grave zany halavana phrase zany :-D
4. Mifenty ( 24/05/2005 08:54)

fa inn klou ty atao oe bobotany e.

tsy azo tsy araka tsy hay kle

:-D:-D:-D:-D
5. ari.malala ( 24/05/2005 09:11)
:-D mody fann ndray ra mifenty! tsy maintsy hoavy eo koa zao bedada hilaza fa tsy mahazo de hanamanina hanetroka eran'ny trano eo! :-D

6. mamzelkely ( 24/05/2005 09:23)
:-D
7. eh ( 24/05/2005 11:33)
Haingo23 aloha d tsy mahagaga fa mahita ho tantaraina foana ê! sady @zay tena salé foana!
8. welie ( 24/05/2005 12:24)
ari.malala> hihihihi....... sady refa bedada sy ry frera isany dia feno setroka ny trano.... Hihihi...........

Mifenty> anjaso eo dadabe ny ry frera fa zareo kou mety tsy mahazo de refa eo doly vao azavaiko dikan'io..... :-P :-D:-D:-D
9. mishou ( 24/05/2005 13:17)
hi hi hi tsy ratsy izany klé:-D::-D:-D:-D:-D
mifenty>atoroko an'élà rahariva ny toerana misy ny bobota:°):°):*
10. ari.malala ( 24/05/2005 13:24)
mishou> :-D

11. iartistika ( 24/05/2005 15:56)
in kay le bobota leaza ah!;-):?:
12. mandrindra ( 24/05/2005 16:04)
bobota, soloy i ny voyelles e dia maty hitranga ny valiny.
13. Mifenty ( 24/05/2005 16:04)


ka inn oay le booboota klou fa tsy arako né eh.

refa arako le izy vao atoro oe aiza ny toerana misy azy kle.

14. mandrindra ( 24/05/2005 16:08)
inona ary izany : biby be ao anelakela-pe feno volovolo be?
15. dadabe ( 24/05/2005 17:50)
hoy i welie
ari.malala> hihihihi....... sady refa bedada sy ry frera isany dia feno setroka ny trano.... Hihihi...........

Mifenty> anjaso eo dadabe ny ry frera fa zareo kou mety tsy mahazo de refa eo doly vao azavaiko dikan'io.....

ko raha tsy paiso kle
zah kopy 100%
mifenty >zao lesy a ny an'ilay 1 rehefa mienjana ny bleu de brtomothymol (BBT ataovy teny anglisy )=13cm=WENDY fa ny an'ilay 1 kosa WELCOME TO JAMAICA HAVE A NICE DAY =36cm de longueur de mety ho 10 cm de diametre
kay le biby be zany

bebe :-*:-*
16. welie ( 24/05/2005 18:43)
BBT njay houn..... hahahahahah.............. Mahitahita mintsy dadabe sy nenibe reto ka! Hummm.......... :-D:-D:-D:^)
17. yonikafopl ( 24/05/2005 19:17)
welie tsizy klou za kle hihihhi

dadabe awona io? so de mba biby be marina kle? njaso fa itonjako regle mintsy handrefesako azy kle :-P
18. booboo ( 24/05/2005 20:30)
mifenty, iartistika>zizi, filahiana, zany bobota zany. azo, araka, mazava @ zay ?
mandrindra>zizi




19. sasa ( 25/05/2005 05:05)
haingo23 efa koboko tamin'ny teny Frantsay io no sady nisy sary mintsy fa le razoky kosa aloha tena le noir be ireny mintsy, fa dia manana aloha nedala e
he he he he o lety ry dadabe azo tezaina anie io raha tiana ho tonga 36cm e
=D=D
20. haingo23 ( 25/05/2005 09:53)
tena marina izany fa azo amboarina tsara ilay izy indrindra @ fotoana mahakely ny ankizy. Ny tantara henoko dia tsy manao kilaoty ny lehilahy any @ firenena sasany fa avela hikorozaroza eo @ izay tsy misy manelingelina fa mihalava eo (resaka pesanteur angamba), Dia toy izany koa ny vehivavy rehefa tsy manao soutien dia lasa lehibe satria miroraka fotsiny eo.
sasa> ny mainty koa anie ka be basy e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8554