Gasy Belgique

21. fijo ( 31/05/2005 22:46)
ao belgika daholo ve nareo ireo e
22. Veloo ( 17/06/2005 18:33)
fijo a fa ahona te ande any belgika ko nga njy? =))=))=))
23. sonwin ( 18/06/2005 12:27)
ho avy ihany 26 de ahoana ihany?
24. rurik ( 20/06/2005 12:33)
ka ahoana nareo e efa atomotra ity ny andro an tongava daholo moa dia mba manala azy e sa ahoana:P:P:P:P:P
te handihy sahady aho fa tsy misy sary mandihy ato ko:wink:
25. hesham ( 20/06/2005 17:09)
Sonwin miandry anao zay sy cutie , alaivo aty zay ee
:-*:-*
26. fijo ( 20/06/2005 22:21)
veloo ie mbe te hoany aho ka
27. Maretikely ( 23/06/2005 09:45)
Dia tsy nisy hita moa ny namana isany,asa tsy dia mazoto ny handeha sa malaindaina hifankahita?
Izaho aloha dia handeha eny @ ambassade e!
28. fijo ( 23/06/2005 19:52)
izay koa no tsara hiaonana ka
29. fasaly ( 26/06/2005 11:56)
iza avy no nandeha tamy soirée asaramanitra tamy 25 juin tany brussel enderlecht???
zà tany fa nahafinaritra.......sady be olona ihany.
ho an'ny gasy eto belgik zany e!
30. Maretikely ( 27/06/2005 07:27)
Izaho tsy afaka nandeha ilay tany Anderlecht aloha e!toa reko hoe nahafinaritra tokoa hono.
Tany @ ambasady aho no nandeha, be olona fa saingy tsy nisy fandihizana,dia samy nifampitazantazana teny, angamba raha mba nisy fandihizana mety mba afaka nifanantona kokoa.

Mety betsaka ny namana eto no nifanena tany saingy tsy nifankahalala akory angamba.:cry:
31. fijo ( 28/06/2005 00:02)
izay no hilana ny fampidirana sary eto ?ka aza miandry ela intsony fa alefaso ny sarinareo e
32. fasaly ( 28/06/2005 05:34)
ok marina aky fijo zany a!
33. fijo ( 28/06/2005 21:59)
marina ihany ny antsika e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3151