Gasy Belgique
1. Maretikely
(
19/05/2005 15:52)
Mba ahoana avy ny fety sy ny sisa @ ity 26 juin efa akaiky ity e?Tsy dia andrenesam-baovao loatra fa mangingina isika eto Belgique, ahoana raha mba asiana fihaonana?
novalian'i fijo ny 28/06/2005 21:59
2. rurik
(
19/05/2005 16:39)
tena evitra mety tokoa izany .toa maromaro ihany isika eto ko sa ahoana ny hevitriny sasany ?Izaho aloha dia manohana anao @io resaka io e.
7. welie
(
20/05/2005 15:01)
fijo> Hita wa.... Zà eto andafy ihany koa fa andafy atsimo no misy ahy... hihihi....
8. sonwin
(
20/05/2005 15:09)
Any Bruxelles mihaona e, 26juin ao amin ambassade de avy eo mihodina, sa ahona?
9. Maretikely
(
21/05/2005 07:23)
Misy hetsika @ 25/06 any Bruxelles ka ahoana ry reto a? Asa ny ambassade raha hanao zavatra amin'ity na ahoana?
10. sonwin
(
21/05/2005 08:29)
In ilay hetsika? ny ambassade manao zavatra foana ka, sady sur fa misy boom aorin'ny reception
11. rpk
(
22/05/2005 08:02)
sonwin:
In ilay hetsika? ny ambassade manao zavatra foana ka, sady sur fa misy boom aorin'ny reception
ary elah zany anie letsy ka manao programa mangingina any @ sisiny any eh!!! tratra annnn!!!!:-D:-D:-D
12. Maretikely
(
22/05/2005 17:18)
Ary maninona raha mba mifanao fotoana dia mifankahalala bebe kokoa fa aiza ve ka na ao @ ambasady aza dia mifampitazatazana fotsiny,nefa raha mba efa mifankahalala eto dia hay iny izany i aona,mahafinaritra kokoa!
14. Ralay
(
23/05/2005 18:52)
Hetseho ny hetsika any Belgium fa tena manja zany mety hanofana car iray mntsy raha ohatra ka e :lol:
18. ainna
(
25/05/2005 08:22)
Tsaratsara raha mba manao fihetsiketsehina matetika ry reto an!!!! Tena tsy misy fialam-boly mahafa-po mitsy aty sa ahoanaa?
19. sonwin
(
25/05/2005 18:21)
tonga de fotoana moa fixena zareo an, sa ahona? manjary samy manoratra fotsiny eto isika nefa tsy misy inon'inona tapaka
20. Maretikely
(
26/05/2005 15:56)
Ataovy fotoana matotra marina,ahoana ilay any Anderlecht @ 25/06 sa any Tervuren 26/06?Lazao hoe iza avy no handeha dia ahoana sy ahoana ary e!