Ndao hihira

141. dadabe ( 22/06/2005 06:29)
:evil::evil::evil:
142. mamzelkely ( 22/06/2005 09:54)
xxx< kix sy nary ('Zay)hihihi!!!:-D
143. dadabe ( 22/06/2005 12:52)
mamzelkely:wink:(l)(l):D
144. yonikafopl ( 22/06/2005 16:53)
=))=))=))=))=)) =))=)):-@:-@o^oo^o aleo ny hira ihany no henoina kleeeeeeo^oo^o de aleo mihintsy alefako eto , hummmm hahatsiarovako oll zay io kleeeeo^oo^oo^o



HO AHY SY HO ANAO

Henoy izao hira izao
Fa hira ho ahy sy ho anao
Ka kaloy hamalifaly
Izany saina fo sy fanahy
Satria izany hira izany
No afaka mandrava
Ny elanelan-tany
Koa hirao izao hira izao
Fa ho ahy sy ho anao.


Ireo lalana nodiavintsika
Dia nampahatsiaro zava-maro
Ireo hira nohenointsika
Nitamberina ,nifangaroharo
Koa tsarovy isan'andro
Fa aza avelanao hangina
F'izany fahatsiarovana izany
No ho ahy sy ho anao.


N'inona hitranga
N'inona hanjo
Rehefa zaraina zaka avokoa
Koa hirao ho ahy
Izao hira izao
Fa ho kaloiko koa ho anao
Hiram-pitia
Ho anao sy ho ahy
Mandrakizay.


Raha sendra mifamahofaho
Izany alahelo an-tsaina
Fa saraka lavitry ny tany
O! ry tiana sy lalaina
Dia banjinoko avy hatrany
Iny lalana iny
Dia ho hitanao ireo fo
Fo mifankatia iray ho doria.


Koa hiriako izao mba sitrakao
Hiara-hihira izao hira izao
hoe:Tiako ianao
Eny tena tiako
Akaikinao
Izay no fifaliako
Ho feo iray ny anao sy ny ahy
Mandrakizay
Hoe tiako ianao, eny tiako ianao
Akaikinao, izay no fifaliako
ho feo iray ny anao sy ny ahy
Mandrakizay.
145. chipie1 ( 22/06/2005 16:58)
yonika > hiraniza akia io ? "tsy mahasosotra ":lol:
146. akamatiana ( 22/06/2005 18:41)
yonika =))=))=))=))kaiiile any zany :-w:-w sa antsoky lery ijery an'io kle :-@
147. fijo ( 22/06/2005 20:02)
ari malala ieeeee
yinika hummmmm ho iray ihany an.
148. yonikafopl ( 22/06/2005 22:14)
chipie1 hiran'i Lalao Rabeson akia io aaaa, hummmm milay eeeeee:):)
Akamatiana hihihihihihihih:-$ njy fa hitany io na de tsy mamaly aza izy eeeeeo^oo^oo^o

fijo hummmmm o^oo^o
149. fijo ( 22/06/2005 22:38)
kay nify be ve tsy hanapaka le
150. cutie ( 22/06/2005 23:57)
ty koa ary misy hira hafa rah ambola te hihira nareo. :)
Tiako raha ianao,satriko ho toa anao
Ny namako rehetra
Tsotra sady tsara fo sy fanahy
Toetran'olona maro, no tiako ho toy ny anao
Mahay mifalifaly
Mahay mandefitra koa...

Sainga indrisy,sarotra izany
Fa tsy ho haiko, ny hanova azy ireo
Soa fa nisy,namako iray
Tokana ianao,tokana ianao

Ny ahy ny tena tiako, mbola ho faniriako
Ny hitiavana ahy
Na ory na faly ny fiainako
Haniry izay iriko,hizara ny hafaliako
Ory raha tomany aho...
Tena ilay ataonao...

Sainga indrisy,sarotra izany
Fa tsy ho haiko, ny hanova azy ireo
Soa fa nisy,namako iray
Tokana ianao, tokana ianao...


151. yonikafopl ( 23/06/2005 00:13)
cutie hummmm tsara kou io annn:-*:-*:-*biz be njy louuu.
Ty koa misy hira tiako hiraina fonafoan ho azy hummmm,o^oo^oo^o

Shania Twain
You're still the One



When I first saw you, I saw love.
And the first time you touched me, I felt love.
And after all this time, you're still the one I love.
Looks like we made it,
Look how far we've come my baby.
We might have took the long way,
We knew we'd get there someday.

They said, "I bet they'll never make it"
But just look at us holding on.
We're still together, still going strong.

You're still the one,
You're still the one I run to.
The one that I belong to.
You're still the one I want for life.

You're still the one,
You're still the one that I love.
The only one I dream of.
You're still the one I kiss good night.

Ain't nothing better,
We beat the odds together.
I'm glad we didn't listen,
Look at what we would be missing.

They said, "I bet they'll never make it"
But just look at us holding on.
We're still together, still going strong.

You're still the one,
You're still the one I run to.
The one that I belong to.
You're still the one I want for life.

You're still the one,
You're still the one that I love.
The only one I dream of.
You're still the one I kiss good night.

Still the one.

You're still the one,
You're still the one I run to.
The one that I belong to.
You're still the one I want for life.

You're still the one,
You're still the one that I love.
The only one I dream of.
You're still the one I kiss good night.

I'm so glad we made it,
Look how far we've come my baby.

152. cutie ( 23/06/2005 00:17)
yonika, efa niainan-jy nga io hira io hihihihi.
bizzzzzzzzzzzzzz kou njy
153. dadabe ( 23/06/2005 00:53)
ary iza no mba mahay ilay hira masina (an'i Katolika )le misy hoe
...omeko anareo ny fiadanako..
...sambatra sambatra izay mifankatia
ety an-tany sahady..dia tsy haiko intsony fa zay mba mahay de ataovy eto hoe ny tonony azafady
154. yonikafopl ( 23/06/2005 01:06)
dadabe tsara kou io hira io le rehefa manao firaisam-pinoana an, fa za tsy mahatadidy.

cutie hummmmmmm:-$:-$
155. akamatiana ( 23/06/2005 05:39)
cutie hummmm mahay mihira an :-*

Njaso kou za mbo hivazo kle:wink:

TSY AFA-MANDAO

Tafapetraka mihitsy aho androany
Raha vao naheno fa lasa ihany
Nangingina tsy dia be teny
Ka nanary dia teny ho eny
Ny tamberin’ireo fahiny
Indrindra moa ‘reo tsiahin’iny làlana iny
‘Zay fanaterako anao isan’andro
Sy ilay fanaontsika mody masoandro

Sangisangy izay misy indraindray
Ireo tsongotsongo kely mahamay
Ireo sento lasa tomany
Hanembonako rehefa tonga any
Ny elanelan’ny tany no misy
Fa raha ianao no adino, angamba tsy hisy
Ny fo sy ny saina no tavela
Hiezaka ihany aho ho avy tsy ho ela

Ilay fo mitempo tsy afa-mandao
Mijanona eo foana mitempo ho anao
Ireo ditra sy ireo fakam-panahy
Raha izay indray aza asiana ahiahy
Ny tamberin’ireo fahiny
Indrindra moa ‘reo tsiahin’iny làlana iny
‘Zay fanaterako anao isan’andro
Sy ilay fanaontsika mody masoandro

Ilay hira ‘zay tsy afaka am-bava
Mba kaloy aza avela ho rava
Hanamafy ilay fitiavanao
Izay efa mafy fatorana
Ny elanelan’ny tany no misy
Fa raha ianao no adino, angamba tsy hisy
Ny fo sy ny saina no tavela
Hiezaka ihany aho ho avy tsy ho ela

:snif:



156. akamatiana ( 23/06/2005 06:18)
:-w Tena te ivazo fona zah , ty njay ary an :-P

DON'T LET ME BE THE LAST TO KNOW



My friends say you're so into me
And that you need me desperately
They say you say we're so complete
But I need to hear it straight from you
If you want me to believe it's true
I've been waiting for so long it hurts
I wanna hear you say the words, please

Don't, don't let me be the last to know
Don't hold back, just let it go
I need to hear you say
You need me all the way
Oh, if you love me so
Don't let me be the last to know

Ooh, ooh yeah baby
Your body language says so much
Yeah, I feel it in the way you touch
But til' you say the words it's not enough
C'mon and tell me you're in love, please

Don't, don't let me be the last to know
Don't hold back, just let it go
I need to hear you say
You need me all the way
Oh, if you love me so
Don't let me be the last to know

C'mon baby, c'mon darling, ooh yeah
C'mon, let me be the one
C'mon now, oh yeah I need to hear you say
You love me all the way
And I don't wanna wait another day
I wanna feel the way you feel
Oh, c'mon

Don't, just let me be the one
Don't hold back, just let it go
I need to hear you say
You need me all the way
So baby, if you love me
Don't let me be the last to know

Zay klou fa aplisy njay
157. dadabe ( 23/06/2005 14:58)
akamatiana
hoy ianao hoe
C'mon baby, c'mon darling, ooh yeah
C'mon, let me be the one
C'mon now, oh yeah I need to hear you say
You love me all the way
And I don't wanna wait another day
I wanna feel the way you feel
Oh, c'mon

eny ary fa de ho avy zah e
158. akamatiana ( 23/06/2005 18:36)
dadabe:-*
159. rakotokely ( 23/06/2005 19:16)
dia nanambola
nanatomobily e
ty anaky naterake e
nanjary nisy tsiny e
ny masonazy toka
ny tanana azy boka a
fa sampona e ty zaza
160. fijo ( 23/06/2005 19:44)
yonika ary ndry izany anie ka tia hira le mampa ireny e.hummmmm
lazao ahy ny hira tianao dia lazaiko anao ny fitiavanao azy."le fika io "
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5016