Dàdàny aloha Ra8 ê!
21. dadabe
(
20/05/2005 16:18)
rehefa tsy misy dikany ihany le kozy de aleo kou zah hanokatra aza :@:@:@:@aza be kozy a,efa tsy azoko ihany tsinona kle :@:@:twisted:
22. Mifenty
(
21/05/2005 10:35)
io ndray radada fa tsy mahazo le
efa mbola aiza aza zany refa tonga eo i raFOUlomanana kou.
Otran'ilay hoe natolotra ho praiministra lesy i Rakotovahiny de zao le kozy oe bedabe ny rakoto fa maninona no ny vahiny no nofidiana a.
39. welie
(
24/05/2005 12:26)
Dain kou e! Zá mbo saika hiditra de nareo toa efa mivaralila doly... tsss......
dadabe> Mila misintona kely njay klou zafikelinao fa tsssss.... mora andinihana le zvt eto....:@:@:@
dadabe> Mila misintona kely njay klou zafikelinao fa tsssss.... mora andinihana le zvt eto....:@:@:@
