Dàdàny aloha Ra8 ê!

1. Rainimaharavo ( 18/05/2005 22:25)
Niverina antanindrazana ny SASANY rehefa avy nanao magazay tany Frantsa.Nanontanian'ny fianakaviany izy hoe mba manao ahoana rangahiroa izany any andafy?
dia hoy ny SASANY hoe : Dadany aloha i Ra8 ê
-fa maninonn..ndray...lery?
-tena dadany lery fa voavidiny hatramin'ny Frantsay
-inona indray no azon'i lery any
-variana aho wa fa sendra nijery télé dia tonga dia hitako tao amin'ilay hoe TNT fa manana télé any Frantsa koa Ra8 mitondra ny titre hoe "Direct8..."
-.....lé'gônn â!
-tss...hit'ê!
novalian'i dadabe ny 10/07/2005 14:25
2. felicia ( 18/05/2005 23:32)
:lol:andray,zany indray ve...?
3. pika ( 19/05/2005 04:18)
dadany mihitsy izy @ lafin'ny rehetra eh:)
4. sasa ( 19/05/2005 04:30)
hi hi hi iny indray no tsy hitako marina mampmé be tssssssssss
5. ralambo ( 19/05/2005 05:26)
Henjana indray izany a! fa leiry koa aloha milay e! jereo an'ireny vitrine de Mcar eny Mavoloha ireny. Tena dadany Ra8 fa tsy mamany e!:-D
6. Angie ( 19/05/2005 08:09)
Fa ny tena dadany dia Rainy e rainimahavo :lol:
7. Mifenty ( 19/05/2005 08:39)


o Ralambo ah, aiza ny tsindrim-peo am le oe "mamany"?

am a voalohany ve sa am a faharoa fa tsy azoko kle.


Ary blagy v izy ty sa marina e.

8. dadabe ( 19/05/2005 08:50)
zah kou lesy tsy kopy le :-w
9. sonwin ( 19/05/2005 09:19)
tsy kopy ahona indray ary elah ry frera:-D, ary ialahy zany zinga be matetika a:-D:-D
10. sasa ( 19/05/2005 10:23)
hanomboka indray elah ry dadabe am le tsy kopy
11. ari.malala ( 19/05/2005 12:13)
atoroy kosa izy refa tsy mahazo fa aza ataonareo an'zany ê!

12. Veloo ( 19/05/2005 13:30)
sasa =))=))
dadabe za ko tsy mikopy... no sady tsy fantatra na blaguy na tena marina arak'ilay lazain'i Mifenty:miam::miam::miam::miam:
13. Mifenty ( 19/05/2005 13:43)


sady farito kou oe "màmany" ve sa "mamàny" le resahina eto eh.

satria ilay lohateny tena voafaritra mitsy hoe "dàdàny"
14. welie ( 19/05/2005 17:03)
8O :/ :{ Dia teny nanahaka ny raibeko aho izany .... i dadabe io an :-P.... fa tsy azoko le izy...
15. yonikafopl ( 19/05/2005 19:15)
za kou mba manontany we blagy sa tena nisy ilay zavatra :roll::wink:
16. mishou ( 19/05/2005 20:45)
ny fantatro aloha de sarkozy no tsy mila immigrés intsony de fifanarahana nataony t@ Ra8 io resaka io ka tsy haiko na sarkozy no dadany na ra8:wink:
17. Rainimaharavo ( 19/05/2005 21:14)
^:^^:^i Ra8 no tiako resahana aloha fa raha i "sarkozy" dia hoatran'ny hoe "sarisari-na-kôzy" fotsiny. Lery anie (i sarkôzy)dia araky ny filazan'ny tary hoe : vitsika mibaby tafondro ê...
fa mbola miverina amin'i Ra8 ihany aho fa nisy rangahy avy any andafy (lafrantsa reny malala ihany io) izay nanontany an'ity namany rehefa enim-bolana taorianan'ny nahalany an'i Ra8 ho Ben'ny tananan'Antananarivo :
-mba manao ahoana leroa io ben'ny tanana vaovao hoe Ravalomanana io â!
-tsy rototra ilay nàmany(aleo asiana tsindri-peo sao mifangaro ny raharaha) namaly hoe :
-ntsss...io ary izy mbola vao hoe RaVALOmanana dia efa he tia vitany maika izany fa RaSIVYmanana io tsy asa angaha!!!
-......
18. sonwin ( 20/05/2005 10:04)
19. sasa ( 20/05/2005 10:56)
:cry::cry:
20. welie ( 20/05/2005 13:22)
Tsisy komantera zà fa tsy azoko le izy na tokony hapimé na hoe ahona... 8O
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0088