Fonony fotsiny
21. majakely
(
17/05/2005 14:13)
ny ahy ndray tsy de reveko loatra ny bandy tia firavaka be reny , ny ahy raha manao collier fotsiny izy dia ampy ahy !!bandy manao t-shirt fotsy sy basket ,zay fotsiny ary madio tsara!!raha fety tsotsotra no aleha dia chemise milay + jeans fa tsy pataloh velon-drirana be ireny tsy reviko raha tsy hoe mariazy angaha ?,sy cravaty zany non!!!!:^)de inn koa mo ?na fotsy izy na mainty tsy mampanin !!sportif de mbô misimisy muscle ,fa tsy ngôza be na mahi be!
23. ari.malala
(
18/05/2005 11:29)
ra za no anontaniana an, de lehilahy lava ranjanana (bika genre Jean Marc Koumba ;) ny fiakanjo ndray tsotra, mahay manaraka ny zavamisy. Hay, de za tsy dia tia ol be volon-tratra
24. angelinlove
(
18/05/2005 13:06)
rehefa été dia manao lhl manao corsaire sy mule, dia t-shirt, miaraka amin'ny bracelet na collier tribal ireny no tiako. Dia rehefa hiver indray, dia manao col roulé noir. Dia ilay mba bokobokona kely ireny, fa tsy ohatran'i Schwarzie koa nefa an! tsy tiako koa le lhl kibotaina ireny.
26. poupounesana
(
18/05/2005 15:25)
rah ny fonony v no jerena, ny ahy alou lelà somary bokobokona fa tsy bokona b mampataotsa, somary "ras " ny volo (solasola zany fatsy tena sola b), maranidranitra orona, tsaratsara maso,
rah vao jerena zany d bandy b saingy ny ao anatiny moa tsy idirana lalina! sdy @zay koa tsy misy surprise(tsy otran'le bandy le toa milamindamina nefa....:{)
rah vao jerena zany d bandy b saingy ny ao anatiny moa tsy idirana lalina! sdy @zay koa tsy misy surprise(tsy otran'le bandy le toa milamindamina nefa....:{)
30. kally
(
19/05/2005 13:41)
fijo:
ny ahy le avy any belgika na paris ireny.
Ny akanjony io sa sipa importé ve izany sa hoe ahoana e?
37. mamzelkely
(
21/05/2005 07:09)
hita ky ry ari.malala
nena zao ny tiko an!!! lelà ôtrany sonwin satri izy sady bobgosy no be detente...:wink::-D
nena zao ny tiko an!!! lelà ôtrany sonwin satri izy sady bobgosy no be detente...:wink::-D