nivadika bibilava "hono"

41. mandrindra ( 17/05/2005 14:41)
Samy efa nandre tantara daholo nefa tsy mbola nisy nahita. Angano angano, arira arira ....
42. fijo ( 18/05/2005 22:40)
izay marina kle.ario ario
43. rurik ( 19/05/2005 08:51)
mandrindra:

Samy efa nandre tantara daholo nefa tsy mbola nisy nahita. Angano angano, arira arira ....ny gazety pitatara ny vahoaka minomino foana . ary misy sary ve aloha ilay izy e????ho anareo izay nahita ilay gazety



44. ari.malala ( 19/05/2005 09:13)
rurik â, efa betsaka ireo temoignages eo ambony ireo, fa minoa ihany!Misy mahay zavatra anie ny olona ê! Ny zavatra efa henoko izao, ilay bandy nikoty sipa tany Ambato, de tsy niteniteny hoe efa manam-bady fa ni pormettre an'le sipa hoe haka vady anazy, de nefa tonga ny fotoana tsy maintsy hodiana aty Tana, de efa nilazan'ny namany izy hoe aza miteny ny =daty andehanan'là miakatra fa tsy nety lery hoe aleo hono ilazana de andaingana hoe @ zao miverina any, fa teny an-dalana hono izy (izy sy ireo namany niaraka taminy ary ny cousine ny no nitantara tamiko), tao Moramanga hono poritra te hipipi lery de namoha braguette fa tsy teo tsony ny zizi any, teo noho eo ihany de niverina tany @ le sipa de ozy le sipa oe, za aza andainganao fa fantatro daolo anie ny momba anao ê! fa naika tsy tafody lery! Toa hoe nanome omby an'le sipa angaha hoe sady nifona tany @ RAR ny satria le sipa mbola vierge de zay vao afaka! Misy mahay zavatra anie ny olona ê!
45. Kintanakely ( 19/05/2005 09:41)
Asaivo mankany amiknay lesy ry sonwin zay tsy mino an'io a!
46. fijo ( 30/05/2005 23:40)
za letsy efatany antsohihy sy maromandiha iny ary mandritsara .malaza fa be mpanao an'io ody gasy tsy mampody io,fa mbola tonga tany an trano ihany hatramin'izay an."TSAHO" izany fa tsy misy akory
47. Rambofrau ( 24/06/2005 14:09)
Fijo izany tsy mino mihintsy raha tsy mivadika bibilava ny an'i Fijo an.Sao ary dia mba bélier enao io fa ny bélier mantsy tsy mino mihintsy raha tsy iharany:roll::roll::roll:
48. fijo ( 01/07/2005 04:42)
teraka 09 04 aho ka dia marina ny anao e
49. pitchou ( 01/07/2005 07:56)
enao wa mba minoa fotsiny ihany ndraindray
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0873