nivadika bibilava "hono"
21. poupounesana
(
12/05/2005 11:30)
hihihihi! fijo kosa rangah mba minoa ihany ah! za alou mino hoe misy an'zany eh! io anie le atao hoe kalo eh! raha vo miodina zany d traingo avy hatrany! fa le izy alou d tsy kristianina no hanao an'zany e
22. kinaoly
(
12/05/2005 12:21)
fijo> ka ny an'ny gazety matetika zay ahalafosana betsaka no tanjona, raha vaovao politika na toekarena ry lerony de manao recoupement fa raha faits divers de ze misarika ol betsaka ihany no avoaka, zay le entreprise de presse :twisted:
23. fijo
(
12/05/2005 20:14)
o ry poupou an,dia raha kristianina izany dia tsy handairany fa raha tsy izy dia hivadika biby???izay anie le olana e,
kinaoly,varotra marina nga fa tena tsssss

25. sonwin
(
13/05/2005 10:21)
tena misy io ry zareo a!
fijo> hoy i poupou hoe tsy kristianina no nanao izany, izany hoe no nampivadika azy ho bibilava fa ts hoa raha kristianina de ts ho voa.
Ianareo angamba hoa ts dia mahafantatra tsara ny tena zava-misy ka milaza tsy mino.Raha Tana ville ihany no toerana efa hitanareo aty Mada dia normal raha tsy hino...fa zava-misy io ary tsy misy hidiran'ny resaka fivavahana na kely aza.
Nareo koa zany ts manaiky fa misy ny Ambalavelona? Amabalamaty? sns...ok aza mino e!samy manana ny fisainany ny tsirairay...fa ze voa manodidina e 8O

27. sonwin
(
13/05/2005 18:52)
ka hita fa resaka gri gri io dia lazain-dry zalahy fa tsy misy....matoa misy ny teny hoe gri gri dia misy manao gri gri zany. Ka io lasa bibilava io resaka gri gri :lol: :@ :^) :^) :^) orera
28. pitchou
(
13/05/2005 20:11)
ny azoko ambara momba izay aloha dia izao: tao @ kidaona maraina, olona nilaza fa nahita maso mivantana (noho ny antony izay tsy nolazainy) no nitantara azy io! ary ny tao @ gazety dia nilaza hoe ireo dokotera nitondrana azy no nanoro hevitra azy @ ze hany sisa azony atao!
tsy vao izao aho aloha no naheno an'izany e! tsy mbola nahita aho saingy mba lasa saina! efa nisy zavatra hafahafa koa manko nitranga t@olona izay voatery nodidina in-2 sa in-3 farany nasain'ny dokotera nandeha tany @mpahay azy! izay vao sitrana

29. pitchou
(
13/05/2005 20:17)
ary sao kosa le olona aloha nanome tsy foyfoy d nivadika bibilava e!
30. totty
(
14/05/2005 07:07)
o ry zareo a!
raha io resaka io no resahina dia izao no lazaiko anareo ,misy tokoa io zavatra voalaza ery ambony io,ny any amin ny faritra atsimo koa tena mpanao an io zavatra iray io,any koa aza misy ilay atao hoe lolo vokatra,izany hoe efa maty ilay olona nefa dia miverina miara miaina amin ny olona indray,ry zareo aloha tsy miteny e!ary ny fihinany dia vetin apango.

31. yonikafopl
(
14/05/2005 08:13)
tantara efa henoko koa io, ary misy olona aty aminay aty nitantara fa efa niharany, ary izany no antony nandehanany aty, vehivavy io an, fa ny vadiny no naditra tany de izy no voa, fa ilay olona nanao azy no nanasitrana de ny takalony nitsodrano ilay vadiny sy io olona io. fa narikoditra za nitantarany an, sy nasehony ilay cicatrice satria za kou tsy nino ilay tantara raha tsy nahita ilay olatra, fa isaky ny mivoaka hono ilay bibilava dia mila omena hena fa raha tsy izany dia iny feny iny no haniny .
fa tena tsy mampino raha tantara kalou eeee,
ary nareo koa ve tsy mino an le we miraikitra tsy mety afaka rehefa manao, de raha tsy ilay olona nanao azy sy ny anadahin\'ilay sipa no tonga eo tsy mety misaraka? za kou efa nahita an\'io tany Ambatondrazaka an.
Fa za tena mahita fa miasa ary mahery ilay devoly kan

32. lanto
(
14/05/2005 08:34)
Zah koa tsy voalohany mandre an'io. Fa zah alou tsy nahita olona niharany mivantana na hoe nahita maso e !
yonika> le hoe miraikitra, mpampianatra anay taloha efa tratra fa vao mahita azy aho t@ zany de le tantara no ao an-tsaiko :p

34. mamzelkely
(
14/05/2005 13:08)
za mino we misy ny olona manao gri gri fa ôtrany tsy mampino be le we mivadika bibilava
ny ana dray no efa hitako de cousine nay narary de tsy nisy nahalala mitsy we inn ny aretina nahazo azy fa mpanotra no nanasitrana azy vô sitrana fa ny fanafody am reny ono tô we menak'osy fa tsy andairan fanafody mitsy hono raha mitondra menak'osy manaraka anao fôna
de ny efa henoko ko le we faty mandevitena zany hoe tsy mis vola le tompona fahorina de manao gri gri ry zareo de miarina ono le faty de mandevina ny tenany fa ôtrany tsy de mino alo za e!!!
fa na izany aza mampitsatsaka be le izy knouuu!!!!

37. vegas
(
15/05/2005 22:02)
nihalava firy cm tokoa hono?
za mba niandry sary tao amin'lé vaovao fa tsy nisy mintsy.

40. fijo
(
16/05/2005 23:05)
za ra sonwin lehibe tany amin'ny sisiny ,ary efa naheno hoe misy nivadika bibilava hono ary,dia lasa nirohotra hijery,fa tsss resake fotsiny.
raha misy ve izany rehetra izany ry,zareo,dia tsy hisy mpanao doc handeha hijery izany?????