hay ve e

221. sasa ( 27/05/2005 05:47)
yonika> sonwin tsy mpanendy voronkely fa manendy samosa kou, maty eo io raha manendy voronkely fa raha maty anie mendy anie akia ny voronkely dia mendy kou izy e
222. ari.malala ( 27/05/2005 05:55)
sasa! =))=))=))=))mahita tenenina mintsy enao ty ka!

fa angaha kosa ny voronkelinareo refa hoendasina tsy volosana r'i dadabe? ;) sa mihinana amam-bolony? :-D :-D :-D
223. dadabe ( 27/05/2005 15:50)
zah angaah mihinana amambolony? io avy jereo fa efa miala volony io :wink:
224. sonwin ( 27/05/2005 16:10)
vorona efa vorasé ve:°):^):^)...hatrany amin'ny tendany ve leity?
225. mamzelkely ( 27/05/2005 16:27)
miverina am le resaka etsy ambony za!!!:°)
FA IZA KAY LE BELOHA????=))
226. dadabe ( 27/05/2005 19:47)
valiko fa zany hoe aza mihetsika amizao klou njy a:@:@
227. mamzelkely ( 28/05/2005 14:49)
:-Dty dadabe ty wa tsy avotsa mitsy ka!!!
io ary e!!!=))=))=))
228. dadabe ( 28/05/2005 18:15)
aoka izay fa drodroka be zah kle :cry::cry::cry::cry:
229. iartistika ( 28/05/2005 20:04)
drodroka tam le position ve ela rahalahy?:@:miam::@:miam:,sady asiana kôla kely radada ah:miam:
230. dadabe ( 29/05/2005 15:16)
henjana be i mamzelkely kle:cry::cry:mifona zah mazelkely a ao fa tsy ataoko intsony toi

iartistika?>:@:miam::@:miam: aleo asiana za kle :@:@:miam:
231. iartistika ( 29/05/2005 19:48)
:@:@kôla no asiana fa tsy elà klé,za nga sasa am là??
232. dadabe ( 30/05/2005 04:53)
sady lalao no hatsikana ity a,samia aza isika miteny ny toetran'olona (virtuel)eto @serasera ,zany hoe raha vao iny ps iny no miditra de ........anjaranao ny ,manohy

aleo zah no hanomboka azy voalohany
raha vao miteny ianao hoe sonwin de ohatrany mahita olona be volombava ,lava ranjanana,manana sipa 5 zany aho
kii fa aleo averina kely @size aloha alohany hamaranana azy kle
233. sasa ( 30/05/2005 05:09)
iartistika fa manin an'lah za no hoe za angaha sasa
234. ari.malala ( 30/05/2005 11:57)
za hamaly, vao mahita hoe yonikafopla de tonga de olona saropiaro be @ dadabe no hita kle! :)
235. dadabe ( 30/05/2005 18:16)
o^oo^o
236. sasa ( 31/05/2005 05:19)
za vao mahita hoe dadabe dia le pozisioo no tsaroako klé=))=))
vao hoe rurik d le vadin'iartistika
za vao mahita hoe BELOHA d le kofa akama anankiray izay tsy ho lazaiko mintsy.
237. dadabe ( 31/05/2005 05:53)
zah vao mahita hoe sasa de ohatrany mahita kofiboay sola loha zany kle:-D:-D
238. ari.malala ( 31/05/2005 06:48)
:-D :-D:-D:-D
239. dadabe ( 31/05/2005 13:04)
:-D:-D:-D
240. sasa ( 31/05/2005 14:01)
hay ve manisa midina indray izao e:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5825