hay ve e

201. ari.malala ( 24/05/2005 07:54)
bebe â! tena je te jure fa tsy cherie an'i dadabe zany za! ndry ihany no tiany! im-piry izy zay mamerina an'izany foana! ary tena atahorako ity bebe ty fa tena saropiaro kle
202. dadabe ( 24/05/2005 18:20)
fa misy inona e:oops::-w
203. sonwin ( 24/05/2005 18:26)
trio exposif kay ny ato...fa zao tokoa leisy frera a, miandry an'elah ao amin tsaty hono i bebe :)zao de zao an
204. sonwin ( 24/05/2005 18:27)
trio exposif kay ny ato...fa zao tokoa leisy frera a, miandry an'elah ao amin tsaty hono i bebe :)zao de zao an
205. dadabe ( 24/05/2005 18:30)
kiii zany ve le ? zah tsy tafa any @tsaty kle
206. sonwin ( 24/05/2005 18:37)
ao ambadika ao aza hono izy jerena e:-D=)):-D..frera klé :-D:-D
207. yonikafopl ( 24/05/2005 19:48)
ari malala hihi oujyyy ka anaranjy nge hono zany e, ari cherie :wink: mahafinaritra an'i dadabe nge ny manonona io eee, fa za nge tsy mieritreritra zavatra hafa kosany e!

sonwin :?::wink:
208. ari.malala ( 25/05/2005 12:02)
hay tsy maninona ka! sady anarako ihany tokoa anie zany ê! rehafa atao @ teny frantsay le malala de lasa cherie, za tsy namorona fa izy no mi charme key! ;)

209. Mifenty ( 25/05/2005 13:20)


hahaha hihihi danse danse petite souris.

:-D:-D:-D:-D
210. dadabe ( 25/05/2005 16:28)
petite cherie lesy a
211. sonwin ( 25/05/2005 18:55)
danse avec dadabe les zavavy o:miam::miam::miam::@
212. yonikafopl ( 25/05/2005 20:40)
213. sasa ( 26/05/2005 04:47)
yonika aza mivandravandra toy io fa mampatahotra be kan
214. ari.malala ( 26/05/2005 07:27)
Mila dokotera hanasitrana ny aretim-pon'i bebe ô! :) sao de manao AVC re bebe fa aza mivandravandra be ka!

sonwin ndozatra! efa impiry moa ianao io tenenina tsy hanetroka ê! mba mahalalà hoa fomba fa zone non fumeur anie lesy eto ê!
215. dadabe ( 26/05/2005 09:01)
kiii ary raha mi:miam::miam::miam::miam:de ahoana ??zone de inona njat ato zany :-w
216. ari.malala ( 26/05/2005 09:54)
mazotoa homana radada â! de mba omeo hanina le vadinareo ê!
217. sonwin ( 26/05/2005 12:28)
omeo voronkely izy endasiny e:D
218. ari.malala ( 26/05/2005 14:52)
sw> :-D
219. dadabe ( 26/05/2005 17:06)
voronkely lesy hanina a! de mampisindrovaka hahaha
ari>:wink:
220. yonikafopl ( 27/05/2005 04:10)
ari malala hihihihih marary fo nga hono aky za?:-w
sonwin efa we aza manempotra wa fa nareo kouuu, i ari cherie mba efa mitaraina, sady efa misy trano natokana ihany any hifohana kle hhiihihihiih:-P
de inn kou ty voronkely? hihinana ihany ve de kely no hanina kle . hita mihintsy sonwin we mpanendy voronkely , hay ve e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4531