Rahoviana ny gasy any am-pita voa mba hiray saina ????

21. Veloo ( 10/05/2005 17:02)
=D =D =D =D =D
Tsara mihitsy ny resaka rehetra misaotra anareo izay namaly. Betsaka tokoa ny obstacle izay tsy ahafahan'ny gasy mba hiray saina sy fo...Nefa oy aho oe tokony hiova amin'izay isika tokony hifanohana...mety ho sarotra angamba zany kle :-w :-w :evil: :evil:

bichette a tsy hisy ho tezitra eo, dia tena escroc doly ve retsy ny any? ataoko fa diso-njy an :wink:
22. kaladala ( 10/05/2005 17:23)
Aty aminay aloha vitsy satria 8 fts zay d mifanohana sy miaraka foana e.

Toerana iray no ipetrahana fa trano samihafa, sekoly mifanakaiky ka miray lalana foana na miantsena aza.

Raha misy marary dia mifandimby miandry, farafaahkeliny in1 isan kerinandro miaramisakafo ampifandimbidiasina ny toerana.
23. STONG ( 10/05/2005 17:29)
Ny ahy aloha ry GASY MALALA ,dia tsy andriko izay ahitana GASY hifanena amiko aty ho fihiniko MAFY BE
24. xxx ( 10/05/2005 17:53)
io dia miankina @ manodidina e , misy ny olona mifanena @nao fotsiny dia efa miavona , ny ahy moa arabaiko fona dia izy fona no menatra eo e , ny blem @ io miaramikaly io dia lasa miresaka sy mifosa olona fotsiny no hiafarany eo , avy eo miady , aleo tsy dia miaona lotra , ny sasany manko dia ny hisotro toka fona no masaka ao andohany ,
25. Veloo ( 10/05/2005 19:59)
stong a aiza no misy anao mety i dadabe no hamihina anao mantsy :-D :-D :-D
Za aloha tena tsy reviko mihitsy ny mifosa sy ny manaratsy e :wink:
26. fijo ( 10/05/2005 20:55)
tonga soa bibi o.
marina io voalazandry io,ka dia samia mandinitena ary e
27. mishou ( 10/05/2005 21:58)
mbola tsy nahita vazaha nifosa olona nareo de lazainareo fa ny gasy no mpifosa, fa na article, na magazine na revue, na gazety na émission télévisée, fa mifosa foana, ohatra fotsiny t@ fifidianana tany etazonia fa fosa izany taty france izany, fa mieritreritra aho hoe fa reto olona reto ve tsy misy zavatra manahirana intsony de izay fiananan'olona any no atao manahirana e, fa ny fahasahiranana no tsy hifanomezan-tsiny @ ilay samy tsy te hahalala e, ryhme ange izany fianana eto izany e, manenjika lera foana no atao raharaha, ilay pays de moramora tany dago de hitako hoe mampamangy tanteraka fa rehefa miverina any angamba mamerina azy indray :-D :-D :-D
28. bichette ( 11/05/2005 06:56)
veloo > ny ao tana ny gasy dia àsa na sarotra loatra ny fiainana fa danz be raha hanambaka ny mpivarotra ..... miala tsiny aho raha tonga dia direct be. ^:^ ^:^

io marina arakaraky ny toerana misy, any aminn'y tany tena vitsy gasy dia hifanenjehina ny gasy dia zara aza mifanena dia mifampiantrano sns, fa any amin'ny toeran-kafa dia hafa indray ny fisehony. Arakaraky ny firenena misy azy io e ! miankina amin'ny zavatra maro io e , fari-piainann'ny tsirairay, ny vola miditra, ny situation, ny firenena, ny politika amin'io firenena io, ny isan'ny gasy ao amin'ny faritra iray, ny dia ny fisainan'ny tsirairay amin'izay ny "crane" hoy ny fitenenana
29. Veloo ( 11/05/2005 20:12)
Bichette a misy tsy mazava kely amiko ny lazain-njy : inn no hidiran\'ny firenena misy azy sy miankima @ zavatra maro etc.... ireo lazain-njy?
asa na za ko angamba no tsy mahay miteny gasy intsony kle :( ... firaisan-tsaina mba hiaraka ho tafita, sy hifanampy (ka izay hanana kely ao no zaraina na amboarina mba ho tafita knou) sa tsy mety zany? :?: :?:
30. fijo ( 11/05/2005 20:43)
mety izany fa sarotra hoan'ny olona e
31. Veloo ( 13/05/2005 18:47)
Asan'ny ramalagasy?????? :(
32. welie ( 14/05/2005 12:13)
sonwin> Ary tena marina io hoe plus vitsy ny Gasy miray toerana plus mifanampy zareo.... Ohatra izao hoe izahay aty dia tena anakitelo foutsn.... Ary elà mahitahita mintsy an! :-P

33. sonwin ( 16/05/2005 18:10)
welie > :wink: ka nareo telo zany tokony mba hamangy ny any avaratra sao misy azo hifanampiana e :D :-* na hifa...ana ihany koa :wink:
34. fijo ( 16/05/2005 23:06)
welie aleo aho mba hoany raha izany kle
35. Mifenty ( 17/05/2005 10:26)


oay le, ka ra misy marary miditra any am hopitaly anie aty de tsy misy hoe iza no hanati-bary, iza no hiandry marary, iza no zao sy zao eh.

efa ny hopitaly doly ny mikarakara anzany. Ny sans paps aza manana anzany droit zany kou inn ndray arany.


ary le izy koa tsy azo généralizena hoe rahoviana ny Bold text gasy fa tokony hoe

rahoviana ny gasy Bold text sasan-tsasany




Mba jereo mitsy io tenin'i cly ako io fa marina ah.

Aiza kosa ve ra handeha Train ho any aminy aho, ny frais mankany mandroso fotsiny tokoa dia efa sakafo ray volana kle.

sady alaivo an-tsaina koa hoe raha tany Gasikara ve d aona no ho fisehony eh.
36. fijo ( 18/05/2005 22:42)
marina koa izay an
37. sonwin ( 19/05/2005 10:09)
zoky koa mampiady resaka an :)
38. Veloo ( 19/05/2005 15:53)
rehefa mahita occasion hanampiana dia mifanampia reeeee :wink:
Tsy hita e ilay olombelona teraka ho tian-tena...
39. fijo ( 19/05/2005 21:00)
ka ny tena aloha vao ny hafa kosa ko
40. mishou ( 19/05/2005 21:12)
ka aleo fintinina izany ilay resaka, mifankatia ny gasy e, fa ny fahafa-manao no tsy misy e, mafy ny fiainana na any dago na aty france

welie>mahay mamintina lesona ve za akia hi hi hi:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.147