Rahoviana ny gasy any am-pita voa mba hiray saina ????

1. Veloo ( 09/05/2005 16:53)
Ny olana dia samy olon-ko azy ny gasy any am-pita hany ka tsy mba tafita mihitsy. Ny olona hafa rehefa any ivelany mifanampy mba ho samy tafita....Mba miakatra ny economie any amin\'ny firenena-dry zareo satria mba afaka mandefa vola any @ fianakaviana any tanin-drazana sy ny namana mila vola. Mety ho vitan\'ny gasy koa ve izany?
novalian'i fijo ny 26/05/2005 23:14
2. Fanja1 ( 09/05/2005 17:43)
Veloo iza kay no milaza aminao fa tsy manampy ny fianakaviny any dago ny olona ivelan'ny dago? Ary tsy we any ivelany ny olona de manam-bola be daholo akoury! be kou ny fahasahiranana mety mahazo azy reo, tsy tokony hifanome tsiny olona mihitsy fa matoa tsy manao izy mety misy antony!
3. felicia ( 09/05/2005 18:35)
veloo,ny gasy fantatro aty dia hitako hoe manampy ny fianankams ny ankamaroany...raha tsy hoe mpanan-karena angaha dada sy neny any dago...aty sarotra ny fiainana fa ny ankamaroan'ny ankizay samy manao sacrifice mba hahafahana miaina fa koa mba hiezahana hanampiana ny fianakams...raha tsy mahalefa izy dia ny halafosan'ny fiainana aty an-dafy no antony,aty akory tsy hoatry ny any dago hoe rehefa tsy manan-ko hanina ianao dia misy voisin manome vary iray vilia...indraindray any dago mieritreritra hoeny ankizy aty manan-karena,tsy marina io,samy manao sacrifice daholo fa ilay euro rehefa any dago mba misy valeur,aty io lany ao anatin'ny iray mainitra...samy manana ny fasahiranany ny olona fa tsy hifanomeza-tsiny
4. Veloo ( 09/05/2005 18:47)
fanja 1 sy felicia a tsara izany ... Ny fijerevako ny resakareo roa dia miresaka indrindra ny fanampiana ho any dago... Ary ahona ireo gasy (izay any am-pita) mba mifanampy ve ry zareo?
5. booboo ( 09/05/2005 19:07)
misy ny tena mifanampy, misy ny mitokatokana.
Mifanampy refa misy namana hifindra trano (mibata entana...), mifanampy @ fanomezana toro-hevitra isan-karazany ilaina eo @ fiainana an-davan'andro (aiza ny tsena mora, ny fika hanaovana économie, ny banque intéressant kokoa....), mifanampy rehefa misy sendra fianakavian'ny naman'i naman'i tsy haiko sambany mba tonga ka tsy misy mpitsena eny @ aéroport, mifanampy @ fanaovana co-voiturage refa misy raha haleha, .... izy aby aby zany. Eo @ samy étudiants no tena ahitako an'ireo.
6. felicia ( 09/05/2005 20:10)
ny hitako idray aloha mikasika an'y gasy aty an-dafy dia arakaraky ny situation...ny étudiant tsy haiko fa betsaka koa no hitako hoe samy maka ho azy,fa mifankahita rehefa misy fetifety sns...ilay fihazakazahan'ny fiainana aty no mahatonga an'io ka tsy hisy hifanomezan-tsiny...
7. mishou ( 09/05/2005 20:47)
marina daholo izany e, soa ihany fa misy ny sera2 hifampiresahana, za manokana zao de vadin'i mifenty virtoaly fa raha ny frais miala aty amiko mankany @ mifenty aller simple efa mahavita sakafoko iray volana ka poussy aho kalongany fa aleo alefa any dago marina ny vola toy izay hifamangiana

tsy hifanomezan-tsiny io e, :-P :-P :-P
8. fijo ( 09/05/2005 22:19)
marina izany fa ny gasy aty mifampihenoheno fotsiny.saingy mety ny fiainana no mahatonga an'izay ka tsy hita holazaina firy
9. kally ( 10/05/2005 06:11)
Ohatry ny ao Antananarivo ihany io koa! angaha moa dia mifanampy daholo ireo olona ao Antananarivo ireo?Nisy ny mba nifanojo lalana dia lasa mpinamana dia afaka nifanampy,ao ny tsy te-hifampitakosona ka mitokatokana,ao ny tsy mahita gasy any @ toerana misy azy,ka iza moa no hifanampy aminy eo?Ataonao ahoana ary ny hanatona haka fanampiana amin'ny olona tsy fantatrao ary ataonao ahoana ny haminany ny fanampiana ilain'olona iray.Matetika mantsy isika gasy tsy mitaraina fa miezaka mizaka samirery ny fahasahiranana koa,tokatrano tsy ahahaka e!
10. majakely ( 10/05/2005 07:40)
Zah koa dia miombon-kevitra amin'i kally amin'io !
11. sonwin ( 10/05/2005 10:38)
Arakaraka ny toerana misy ireo gasy aty ampita ny fahitako azy. Ohatra ao France maro be ny gasy. misy fotoana aza ohatran any analakely ...dia mazava ho azy fa izay afaka minamana sy mifandray no mifanampy, tsy possibl ihany raha olona aman'alina hifanampy...amiko normal be ny zava-misy.Raha any amin toerana hafa indray ohatra. telo ihany zareo ny gasy ao..mazava ho azy fa mifanampy sy mifandray be izy telo satria vitsy.
12. sonwin ( 10/05/2005 10:38)

13. sonwin ( 10/05/2005 10:39)

14. ainaheri ( 10/05/2005 13:48)
Araka lay hatsikan'ny Françis Turbo hoe
!!!!
15. Lol ( 10/05/2005 14:58)
Ny fahitako azy indray dia isika zatra mifampitsikera, mifampifosa angamba no tena marina. Raha vao ohatr'izay ilay situation dia aleo tonga dia mitsoka matanjaka!
16. radriana ( 10/05/2005 15:09)
Ie marina mihitsy izany mody mifampihatsara velatsihy hoe " tsy hifanomezantsiny fa samy sahirana sns .." nefa any ambadika mifampifosa, ary ny tena grave dia rehefa mba misy iray manampy kely ny hafa dia tantaraina eraky ny gasy rehetra amizay hoe izaho anie nanao an'izao an'iny e, saika tsy tafavoaka iny raha tsy nampiako. Ary ilay nampiana indray ? Rehefa mba metimety dia miavonavona amizay. "Mbola hoe ela" angamba no azo amaliana ilay hoe "rahoviana"
17. kally ( 10/05/2005 15:39)
radriana:

Hay va re ka izany e!

18. bichette ( 10/05/2005 16:02)
ankamaroana ny gasy monina ao dago mihevitra fa tena lafatra ny fiainana ao frantsa, mihevitra ry zareo fa miadana, be vola sns . Marina aloha fa raha avadika fmg na ariary ny euro dia manan-danja tokoa saingy tsara ho fantatra fa ny vidim-piainana ao frantsa dia tsy hoe mora dia mora araky ny fiheveran'ny sasany azy, ohatra izao en moyenne ny studio dia eo aminn'y 250 eurso na 350 euros eo ho eo, studio kely izany ka dia eritrereto hoe any amin'ny 700 euros na 500 euros eo ho eno ny F3 na efitra 3, en moyenne hoy aho an ! izany mbola arakaraky ny toerana sns sy ny confort.

ny gasy koa ao frantsa ny ankamaroany, tsy ny rehetra dia smig ny karama sns , ampy hivelomana aloha izany fa tsy hoe afaka tena "manao la vie" loatra

ny ankamaroan'ny gasy koa dia mifofotra ao anatin'ny efitra kely ao satria mianaatra na hoe lafo loatra ny trano any amin'ny toerana sy tanana misy azy ka izay aloha ny takatry ny vola ka somary sadaikatra ihany ny hanasa olona any antrano ka dia aleony miatakataka ny gasy. tsy dia hoe miavona fa izay no antony dia misy ny menatra miteny sy mampiseho hoe sahirankirana sy hoe ny trano tsizarizary dia aleony mihataka dia lazaina fa hoe MIAVONA.

.../...
19. bichette ( 10/05/2005 16:04)
ny gasy aloha dia manana ny fomba fisainanny hafakely mihitsy e ! inona no antony ? na ny any ampita na ny any an-tanindrazna dia samy manana ny fomba fisainana
ny ao ampita ao france surtout malaza fa tena miavona, ny ao tana indray dia ESCROC

miala tsiny aho fa constatation izany, tsy jugement fa constatation

aza tezitra ooooo
20. kally ( 10/05/2005 16:38)
Tsy misy olona anjely na gasy na tsy gasy fa samia miezaka ny ho tsara sy mahay mitia ny namany e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1846