ah!ces medecins...
21. haingo23
(
10/05/2005 10:24)
Ka izany anie no mahatonga azy nanao teny frantsay e! Tokony mba tsy hosarotinay loatra isika atao @ ity hatsikana ity fa hafa ihany ny tena version originale
22. dadabe
(
10/05/2005 10:47)
ari.malala>ao fa omena valisoa indry fa tsitain merciiiiiii :wink: :-*
sasa>mazava lesy ee weeeeeeeee
sasa>mazava lesy ee weeeeeeeee
24. ari.malala
(
10/05/2005 11:49)
in no maha tezitra an\'i sasa?
ao ary fa hadikako ndray ê! fa mety tsy mampime tsony oa an!
Nisy mpisipa zany nandeha tany @ *sexologue* hoe hanao fizahana, de hoe \"tinay mba jerevanao izahay mandritra anay manao\" de nanaiky le sexologue. Refa vita izay nataon\'izareo de nakàn\'ilay sexologue 40 euros zareo de ozy le sexologue oe normale tsara ny fomba fanaovanareo ka! De lasa tonga isan-kerinandro zareo tato afara, de mandoa 40euros de normale tsara refa manao. Farany ary indray andro nanontany an\'zareo ny sexologue oe fa in marina no tena tadiavinareo 2 reto ê! De ny navalin\'zareo anazy oe, tsy mitady n\'inon\'inona izahay, izy manambady de tsy afaka manao any an-tranony izahay, za koa manambady de tsy afaka manao any an-tranonay izahay 2, ny hotely etsy am-pita 60 euros ny hofany, ato aminao izahay mandoa 40euros sady remboursény mutuelle tsara mintsy ny frais!
Io ary ilay izy, miala tiny fa misy tsy voadikako @ teny gasy madio tsara an! sady tsy mampime akory!

25. dadabe
(
10/05/2005 12:13)
ari.malala>weeeeeeeeeeeeeeeeee :lol: :-* azoko tsra fa saingy ny tsy haiko de hoe manao inona :twisted:
26. ari.malala
(
10/05/2005 12:17)
dadabe! enao an! mody adala sa inona?!! :evil: olon-dehibe ko ve de tsy hahazo ny dikany oe manao! rapport sexuel! azo @ zay?! :evil: :P oay! tena tezitra kely ah t@iny! enao radada aza mandrangitra fa tsssssssss!!
28. ari.malala
(
10/05/2005 12:49)
dadabe > :-* :-* :-* tsy saro piaro bebe fa mampalaelo be ana ny mahita an'i babade mitady hitomany de mampangina anazy za an! za re tsy tezitra ê! :)
29. sasa
(
10/05/2005 13:04)
ari-malala njy fetsy an, rehefa mampangina ve dia mifandamour toy io fa tsy tokony mosoara ve no raisina dia fafana ny ranomaso
30. ari.malala
(
10/05/2005 13:09)
za nga mifandamoro? eeeeeeeee!!!!! za anie mamihina ny sandriny virtoaly ê! sasa! enao mampiady! :( :( :( :(
32. sasa
(
10/05/2005 13:55)
iny hono izy ravorom-bazaha
eto manaraka anao any an-tsaha
raha mitomany dia ento o
raha mangina avereno o
ou ou ou ou ou
ari-malala mbola tsy mangina foana ve njy
eto manaraka anao any an-tsaha
raha mitomany dia ento o
raha mangina avereno o
ou ou ou ou ou
ari-malala mbola tsy mangina foana ve njy
34. ari.malala
(
10/05/2005 14:27)
:-D :-D :-D =)) =)) =)) =)) =)) natory mamzelkely ny anao r'i sasa! ary aza mampiady ana @ olona tsony @ manaraka an!
35. mamzelkely
(
10/05/2005 15:37)
o ry reto an: taitra tampoka za fa bedin'i hery de navadiny teny gasy le izy teo :-D :oops: 8)
36. mishou
(
10/05/2005 16:22)
mamzelkely> milay koa indry e hi hi hi hi =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
nihinana ny tsy fihinany daholo ry zalahy izany koa
nihinana ny tsy fihinany daholo ry zalahy izany koa
38. Veloo
(
10/05/2005 18:37)
ari.malala ,mahay mandrangitra mihitsy ilay dadabe io e? =)) =)) =))
mampime ny blague nareo kle
=)) =))
mampime ny blague nareo kle
=)) =))
40. dadabe
(
10/05/2005 18:54)
ndao tairina amizao mirirana zao frera a,elah avy etsy de zah avy ato ,tairo amizao ary e..