ah!ces medecins...

1. mamzelkely ( 09/05/2005 14:23)
hanonerako ny fahotana vitako ;) t@ nanaovako blagy t@ teny frntsay taloha ary dia aleo adikako io ê! Nisy mpianatry ny medecine (io kosa angamba azon'ny rehetra ê! ;) ), hianatra momba ny "anatomie any @ morgue, de hozy le dokotera hampianatra mantsy an'zareo, ny zavatra voalohany tokony ho hay @ medecine dia *tokony ho sahy* de avy niteny an'zay le dokotera de natsofony tao @ vodin'ilay maty ny fanondrony de avy eo notsentsafiny, de nasainy nanao an'izay daolo ny mpaiantra rehetra.
Rehefa avy nisalasala kelikely teo ireo mpianatra de nanao ihany, de hozy ndray le dokotera mpampianatra t@ mpianatra, ny zavatra faharoa tokony hatao raha te ho tonga dokotera dia ny fahaizana mijery : tokony hovoamarikareo fa ny fanondroko ny natsofoko tany ary ny fanondro adalako no notsentsafiko.........


Tsy haiko na mbola hampime ihany fa io ny dikany @ teny gasy, afaka ve aho r'i mishou? :)



Nahitsin'i hery
novalian'i mishou ny 14/05/2005 14:15
2. dadabe ( 09/05/2005 14:29)
miala any indray le teny farany tsi-hay le tsss :twisted: :twisted: :twisted: agasio mamzelikely a :evil:
3. mamzelkely ( 09/05/2005 14:54)
mba mieza ry dadabe fa aza zatra tolorapotsiny efa mivôtra anie fiainana e!!!
4. sipagasy ( 09/05/2005 15:18)
hihihih mamzelkely tsy izany anie ny mahatonga an\'i dadabe hiteny io ambony io fa ny momba ilay \"FITSIPIKA\" mifehy ny serasera e!, efa mba betsaka ny takilaka @ teny frantsay & anglisy eny @ sisiny dia ny antsika ato ve dia lotoinareo kosa aza e!????? :wink: efa mba natao hoe \"TENY MALAGASY RANOIRAY\" ny takilantsika dia mba miezaha ny tsirairay manaja izay fitsipika izay e!

Misaotra :-*
5. mamzelkely ( 09/05/2005 16:02)
tena ôtrany sarotra be ny andika io am teny gasy knou!!!!!
6. iartistika ( 09/05/2005 16:59)
tsssss! io ndray! zay le zatra mandika fotsiny tsinona !!!
7. maditra ( 09/05/2005 18:30)
Tsss, any aloha anareo sy ny teny vahiny fa ny haiko fotsiny dia mampiomehy be ny blague :-D .
Zany ve no ataon'ny any amin'ny medecine koa inona andeha hataoko any eo! :-D
8. watafon ( 09/05/2005 18:52)
mbola santionany fotsiny io ry maditra an !
9. Veloo ( 09/05/2005 18:58)
mamzelkely :wink:
10. mishou ( 09/05/2005 20:53)
mamzelkely> :evil: :evil: :evil: :evil: ^^ ^^ ^^ ^^ ^^
11. Mifenty ( 09/05/2005 21:48)


ary le izy aza oe oser, observer et partager kou.


:-D :-D :-D
12. sasa ( 10/05/2005 05:04)
dadabe sy mishou za kou promotion an lisany klé
:twisted: :twisted: :twisted: :evil: :evil: :evil: :oops: :oops: :oops:
13. ari.malala ( 10/05/2005 05:38)
hanonerako ny fahotana vitako ;) t@ nanaovako blagy t@ teny frntsay taloha ary dia aleo adikako io ê! Nisy mpianatry ny medecine (io kosa angamba azon'ny rehetra ê! ;) ), hianatra momba ny "anatomie any @ morgue, de hozy le dokotera hampianatra mantsy an'zareo, ny zavatra voalohany tokony ho hay @ medecine dia *tokony ho sahy* de avy niteny an'zay le dokotera de natsofony tao @ vodin'ilay maty ny fanondrony de avy eo notsentsafiny, de nasainy nanao an'izay daolo ny mpaiantra rehetra.
Rehefa avy nisalasala kelikely teo ireo mpianatra de nanao ihany, de hozy ndray le dokotera mpampianatra t@ mpianatra, ny zavatra faharoa tokony hatao raha te ho tonga dokotera dia ny fahaizana mijery : tokony hovoamarikareo fa ny fanondroko ny natsofoko tany ary ny fanondro adalako no notsentsafiko.........


Tsy haiko na mbola hampime ihany fa io ny dikany @ teny gasy, afaka ve aho r'i mishou? :)

14. mamzelkely ( 10/05/2005 05:58)
ari.malala< misaotra betsaka nanampy ahy fa za vebrana ra traduction hihihi :-D soa ihany fa teo enao nanavotra ahy!!!! :-* micy :-*
15. haingo23 ( 10/05/2005 06:18)
Ity indray hafa. misaotra mialoha an\'i ari.malala @ fandikana azy @ teny malagasy.

Un couple se rend chez un sexologue pour une session de thérapie.
Nous désirons que vous nous surveillez pendant que nous faisons l’amour.
Le sexologue accepte !
Quand le couple a fini, le sexologue leur demande, 40 euros en leur disant qu’il n’y avait rien d’anormal dans leur relation.
Le couple se présente chaque semaine pendant un certain temps, a des relations sans problème et paie, chaque fois, 40 euros en le quittant.
Finalement un beau jour le sexologue leur demande:
« Qu’est ce que vous cherchez exactement tout les deux ?  »
Nous recherchons rien répond l’homme. Elle est mariée et on ne peut pas aller chez elle, je suis marié et on ne peut pas aller chez moi.
L’hôtel en face est à 60 euros, ici nous le faisons pour 40 euros et en plus ma mutuelle me rembourse intégralement !
16. sasa ( 10/05/2005 07:11)
ari-malala izany ary teny mapmé be alaivo sary an-tsaina anie e hi hihihi hi =D =D =)) =))

haingo23 sy mazava :evil: :evil:
17. majakely ( 10/05/2005 07:38)
Miala tsiny kosa fa ireo blagy ireo dia hitako mampihomehy kokoa izy raha amin'ny teny frantsy toy izay ny amin'ny teny gasy !! ! :D
18. mamzelkely ( 10/05/2005 07:41)
haingo23< =)) =)) =)) =)) =))
19. sahary ( 10/05/2005 08:36)
=D =D =D =D =D
20. ari.malala ( 10/05/2005 09:43)
haingo>> :-D mampime ana le izy, saingy tsy mampime io ra @ teny gasy satria efa nataon'i Francis t@ kidaona maraina io ndraimandeha fa tsy mampime akory! fa ny tsy azoko de manin za no ataonareo mpandika teny? sa hikarama handika teny ato @ serasera ary za ê! ;) vazivazy zany an!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3569