Very angaha ilay teny gasy?

21. Veloo ( 09/05/2005 16:30)
mishou a ie marina retsy zany a no sady amin'izay ko anie mba tsy hadino ilay tenin-drazana e ... Teny gasy ihany ry reto e raha tsy magantaka be lotra... :lol: :lol: :wink:
22. momona ( 10/09/2005 09:21)
ny teny gasy v no very sa le malagasy mits no efa tsita
ra tena fanabehazana @ mahamalagasy no atao dia tokony soratana tsara araka ny tokony ho izy ny tsipelina fa ts afohezina otran izao atoko zao.
nefa iarahamalaa ihany ny halavan izany.
ra misy kosa v olona te hoteny vahiny?aleo izy hiresaka e,zany aza no tiana ko
fa ra hoe ho sakanana zay miteny vahiny,ts dia miray hevitra @ zay ny tenako
ekeko fa takelaka gasy ity,nefa firy mo ny olona mampiasa ny takelaka vahiny hafa ts miteny vahiny?ohantra MSN yahoo,
d aona hoy nareo ra ts manaiky ra ts ny teny vahiny ihany ko ry zareo
ny tiko ambara dia aleo ny olona hiresaka @ zay tiana e,sady zay ko ngamba ny demkrasia
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3404