Tiako ny fianakaviako!!....??

41. mirabel ( 20/05/2005 20:09)
zava-marina tokoa izany resahan\'i fijo sy ainahery izany ary mampalahelo indrindra raha ny ray amandreny no atao an\'izany, tsy vitan\'ny hoe rehefa manambdy vazaha ihany io tranga io no miseho fa na samy gasy aza ny mpivady dia hita io . Misy aza mahavita manafatra olona sy manidy azy ao antrano \"esclavage moderne\" hataony mpiasa indrisy fa gsy no mahavita izany
42. pitchou ( 20/05/2005 21:55)
le manafatra olona atao gadra an-trano aloha d ekeko mihtsy ary angambatsy vitsy! fa le we le reniny no otran'ny sarotra inona amiko!
ka raha afaka manoso-kevitra aho d aleo torina le olona manao an'izany e!
43. fijo ( 25/05/2005 22:53)
ka reniny iny hono ko
44. Angie ( 26/05/2005 09:56)
Za koa aloha dia tena mino an'io resaka io hoe misy, ary ny tena mampalahelo dia rehefa miha antitra ny RAD dia tena toa very ny zony. Misy izany mikitakita tsy matahotra an'Andriamanitra izany nefa ianao zanaka ary na eny imason'olona aza an. za mijery indray no mitomany.
45. Angie ( 26/05/2005 10:05)
Ny vadiko vazaha fa zahay mbola tsy niteraka, ary ny neninay mbola miasa any Dago nefa izy mihintsy no mi-insiste hoe raha vao misotro ronono hono izy dia ho avy aty aminay hanampy anay @ fitaizana ny zaza zay ho avy, sy ny zanaky zokinay. Ary fantatro fa tsy ho tiany mihintsy raha olona hafa no hitaiza ny zafikeliny, indrindra moa fa raha tiany hahay teny gasy na teny frantsay.
Io koa miankina @ fisainana daholo e
46. pitchou ( 26/05/2005 18:09)
angie> izay ange wa e! aza hitany ihany ny zafikeliny hoe aterin-dry any @ crèche nefa izy eo! angamba d haheno litania lava izao!
47. fijo ( 26/05/2005 23:16)
za anie manaiky hoe misy ny ohatra an'io e.fa voahaja le olondehibe fa tsy alikaina
48. pitchou ( 27/05/2005 12:23)
sa va re d efa lasa toetran'ny generation ankehitriny le tsy manaja olon-dehibe?
49. sahouly ( 11/07/2005 14:56)
ainaheri> ny fitaizana zafikely kosa angaha fanalikana e!ary ataoko fa tsy mila karama raha fitiavana ilay izy, hafa indray raha hoe diso tafahoatra ilay fampiasana
50. fijo ( 12/07/2005 21:29)
pitchou ,mety homarina
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2729