Tiako ny fianakaviako!!....??

21. fijo ( 10/05/2005 21:02)
masika be amin'i ainahery nareo,fa sahiko ny milaza fa misy io ary efa hitako mihintsy.satria havako no nanao azy.ary nitaraina taty ilay reny.ny rainy moa avy dia taty amiko no nipetraka fa tsy nety nijanona ela tany.
ary nony hitako i rahavako dia nasiako kely hoe "rahoviana indray ndry no hanaftra solafa hitaiza ny zaza" dia krizy fa izy aza hono lany vola nanafatra azy
22. ari.malala ( 11/05/2005 09:48)
za alo tsy masika ê! fa maneho ny fahagagako; hay ve misy ambany saina toy izany ny olona ê! nefa dia mba reny ihany koa! hafa kely!

23. fijo ( 11/05/2005 20:45)
izay le ankizy rehefa lehibe e.
24. ainaheri ( 13/05/2005 06:58)
Ireo anie ry mahalala doly fa mody fanineee
tranga misy io zany no atao we isika gasy ireto refa tonga aty ivelany mivadika ny fomba fitondrana fiainana indrindra moa refa manambady vazaha ka somary sarotiny lay ramatoa na lay rangahy refa teraka d tsy te hampikarama mpitaiza satria samy miasa izy mivady d afarany ny reniny na ny havany!!!
Asa na hitanareo fa nisy vaovao nalefan'ny gazety sy televisionina efa somary ela ihany ny havany nampijaliany zay nampatoriany tao anaty douche @ alina tsy miaraka misakafo aminy nefa havany zao!!F'aza matikambo sy be lazao eo nareo ireo fa tranga misy io!!
25. majakely ( 13/05/2005 11:05)
Ny ahy indray dia mbola tsy hitako io cas io taty,nefa izany tsy midika hoe mody fanina aho ary mety misy tokoa nefa tsy afaka ny hanamarina an'io zah; fa ny efa hitako dia gasy samy gasy izao! no mba manakarena kely dia mody hoe: hanafatra ny zanaka havany ireo zay sahirana mba hianatra na mba hanao izay hahatsaratsara ny fiainany, nefa dia fampiajaliana ary toy ny mpiasa no hanaovana an'ilay zanaka havana , any madagasikara io an ! ary tsy nisy resaka fanambadianana vazaha tao fa dia samy gasy daholo !! ka na aiza na aiza dia misy ny fanalikana olona, indrisy!
26. ainaheri ( 13/05/2005 14:16)
Hmmm !!Hay nisy ihany lay izy zany !!io lazaiko io ambony io taty ivelany io gazety sy tele(tany dago) no namoaka azy !!
27. kinaoly ( 13/05/2005 14:23)
majakely> ie io koa mbola misy na any madagasikara aza, le fianakaviana avy any ambanivohitra reny no akarina any andrenivohitra de we hianatra hono. de ampenarina tokoa moa saingy tsy omena ny moyens feno hahafahany manao izany (atao manao raharaha be refa tonga ao antrano etc...) avy eo tsy tsara ny resultat-n'ilay zaza de atao boto ao antrano amzay fa we tsy hianatra tsy anao n'inn ka aleo manampy ao an-trano :evil: :evil: :evil:
ainaheri> "l'affaire menja" ngamba izy zay. fianakaviana ray lhb ao antananarivo iny ary niakatra fitsarana mintsy ny raharaha.
28. pitchou ( 13/05/2005 20:16)
ainaheri> f\'angah hoe havany fa tsy gasy nalainy taty hiasa any aminy? satria nandeha taty iny reportage iny!

d asanareo any izany! fa tsy lafo kokoa ve ny manafatra hatraty noho ny mijery baby sitter any e! na dia au noir aza!
29. yonikafopl ( 14/05/2005 08:33)
fijo, ka sao dia ilay reny kosa no tena ratsy saina raha izany kalou eee, hitaiza ny zafikeliny ve dia ilany karama kay?? izany hoe tsy nahazo karama fa mitaiza ilay zafikely tt la journee ve de nitaraina tany? ka raha ny tokony ho izy kosa ange de zao e, tia anao ilay olona matoa nanafatra anao. de mba tokony hanao izay hahafalifaly azy ianao ho mariky ny fisaorana. Asa kalou fa tena tsy ao antsaiko angamba ilay hoe fanambaniana RAD, satria , i neninay izao nafarako aty aminay aty an. de izy no mikarakara ny ato antrano, rehefa tonga avy miasa dia mamantana sakafo, ny trano milamina, de we hitady karama ve neny fa manao ny asa rehetra ato antrano, fa za avy miasa mamantana fotsiny? tsapany ny fitiavako azy, ary tsapako ny fitiavany anay, ka na tsy mahazo karama ary izy, ilay fitiavana no zava dehibe, ka raha tena tia sy mahatsapa, ny fitiavanjanany ilay reny tsy tokony hitaraina any am hafa we ataony mpitaiza ny zanany nefa tsy omeny karama.za manokana no misaina iny kalou fa ny hafa tsy haiko.
30. pitchou ( 14/05/2005 19:57)
sao dia kosa tsy tamana ilay olona nafarana nefa noho ny halafosan'ny frais d ba hoe aleo re mba lavalava ny hijanonana! satria koa ange misy sy may ery hol tonga any fa 2 andro 3 andro d efa mitaraina te-hody, d lasa hoe séquestrer-na e!
31. ainaheri ( 16/05/2005 15:36)
Yonika>tsy resaka hoe omena karama anie lay izy ee
fa mba tokony hajain\'ilay vinantovaviny lay rafozany fa tsy alikainy nefa ny ray amandreniny lolohaviny mba mitaraina @ zanany lahy izy d teny avona no setriny ary tsy hono2 io fa zvmisy mipetraka ao@ commune misy ahy zany fianakaviana zany ndrai2 aho no mandalo any @ndry zareo fa na eo aza ianao d tsy menatra lay ramatoa mitaba2 lay rafozany ra nisy tsy nety ny nataony!!D mitaraina amiko lay ramatoa fa efa 3 taona zay izy no teto ary mba nangataka mba nde hody kely d milaza reo fa tsy manambola!!
32. pitchou ( 16/05/2005 15:41)
ainaheri> fa angaha moa tsy billet A/R ihany vao eken'ny compagnie mpitatitra, sy ny ao @ ambasady? fa raha tena misy an'izany tokoa dia rahony le vinantony hoe tsy maintsy hilaza izao toe-javatra izao any @ ambasady gasy sy any @ polisy! d ho hitanao indray! tsy hoe miditra @ fiainan'ny olona ianao fa mba miaro ny zon'olombelona! sady adidinao angamba izany
33. yonikafopl ( 16/05/2005 20:24)
ainaheri, dia ntsy haiko io fa za moa tsy nahita zavatra toy izany dia tsy hitako izay lazaina kou
34. fijo ( 16/05/2005 23:14)
pitchou misy cousinko vao tonga ato ,nefa billet aller simple no novidiany.?????? za koa mba gaga aloha .
yonika,ekeko hoe misy le fitiavana,fa dia tsy misy ataony hafatsy ny fitaizana sy ny fikarakarana ny ao antrano ve????
mandeha mivoaka izy mivady ny week end dia le raneny no asainy miandry ny zanany ao.mba tsy rariny kosa ka.
35. yonikafopl ( 17/05/2005 08:49)
fijo be ny azo atao ka, fa tokony ho tsaroana kosa fa tsy any Mada nge ka hanao izay tiany fa any antanin\'olona e! tsy hoe tsy rariny kosa le we miandry ny zanany raha mandeha mivoaka izy mivady e! indraindray koa nge misy fanasana alehany e, dia ny hitondra olona any tsy mety, fa raha hoe ndeha hijery cinema na hitsangatsangana izy mivady fa ilay reny avela hitaiza zaza ao, izay no tsy mety, nefa kou nge afaka mivoaka mitondra ilay zaza any am park ohatra e, sa koa tena interdit de sortir de la maison?

efa akaiky ny fetin\'ny reny e!, ny toetra ratsy azo ovana, ka dia samia miezaka manaja ny reniny, ary tsy ny anao irery no tokony hajainao fa ny an\'ny hafa koa, hajao ny renin\'ny hafa mba hanajany ny reninao.
36. pitchou ( 17/05/2005 18:34)
fijo> ahoana indray izany? raha vazaha aloha izy d zaran-drizareo aza mody any e!
fanao ihany koa rehefa misy ivoahana, na aty aza, dia miantso an'i neny na manatitra ny zafikeliny any @ neny! any manko azo atokisana fa ho voakarakara tsara ilay ankizy! izany nefa tsy midika hoe manaboto!!!!! ary ry neny koa ange tezitra raha aterina any an-kafa le zafikeliny nefa izy eo e!
37. fijo ( 18/05/2005 22:45)
ie lery aloha vazaha taratasy e.
marina fa raha misy fanasana dia mety izay,fa tsy hoe handeha hijery fety dia atsipazo ary aloha ny zaza.
38. pitchou ( 19/05/2005 20:00)
ka tsy isaky ny fety ange fa misy toerana tsy tsara itondrana zaza e!
39. fijo ( 19/05/2005 20:59)
ampiasao izy ary rehefa avy nanompo nanabe anareo e
40. pitchou ( 20/05/2005 19:10)
ka raha aterinao any an-kafa koa ange le zaza d hahazo gidraka avy aminy enao e! f'angah enao ho tiany noho ireo zafikeliny ireo?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0987