ny paositra malagasy

1. totty ( 05/05/2005 23:22)
Manitikitika ny saiko ny antony mha tongany mpiasan ny paositra malagasy hanodina na misava ireo taratasy sasany avy any ivelan i Madagasikara,ka moa ve mba misy afaka manome fanazavana fanampiny ahy ny momba an io zavatrairay io.
Misokatratompoko ny ady hevitra
novalian'i rurik ny 11/05/2005 13:00
2. aristar ( 05/05/2005 23:36)
Tsy ny paositra malagasy ihany fa t@ herinandro ity dia nisy facteur (fakitera !!!) iray tratra tany Montpellier nanodina taratasy nisy vola sy paquets dia any am-ponja izy izao. Tsy ny paositra no manao an'io faha ny mpiasan'ny paositra vitsivitsy. Ny antony dia fitiavana maka kely na ny fahantrana
3. booboo ( 06/05/2005 05:58)
ié zay lé antony zay
4. sonwin ( 06/05/2005 09:14)
savainy ny taratasy sao misy vola any anatiny, tsy ny gasy ihany io fa maneran-tany.
5. rurik ( 06/05/2005 15:10)
ohatrana dia tsy te handefa taratasy na zavatra mihintsy satria manahy hoe ho tonga sa tsia.
6. saotra ( 06/05/2005 21:50)
tena marina mitsy zay. za alo efa very zavatra nalefa poste e, de nisy 1 koa nosokafany fa tsy tiny angamba ny tao de naveriny hihiihih
7. pitchou ( 07/05/2005 03:23)
aristar> hay ve tsy ny gasy ihany no mahantra e! :D
azo atao ny tsy mandefa taratasy @ paositra ka! d raha zavatra sarobidy no alefa d alefa dhl ohatra
8. aristar ( 07/05/2005 09:06)
pitchou>Misy koa ny mahantra saina jereo ny dian\'masoko ! Ny mahantra manantsaina dia mihezaka hialàny eo @ fahantrany sy mivelatra @ izao tontolo izao faha tsy mifaly @ fahantrany sy miandry ny fanjakana hanao ny zavatra rehetra fotsiny dia \"tout tombe tout cuit dans le bec\".
Mba hazavao amiko kely hoe ahoana no hatao tsy handefasana taratasy @ paositra raha tsy homena eo ampelatanana ilay taratasy ? sa hampitondraina an\'olona mitaingin\'tsovaly na mandeha tongotra ? Nefa toa io noha lasa hoe paositra
9. hery ( 07/05/2005 09:43)
Raha ohatra anie ka hidiany ilay izy dia alefany indray dia tsy maninona e. Fa sokafany ilay izy, dia rehefa tsisy azo alaina ao dia ariany tanteraka... imbetsaka ny taratasiko no tsy tonga any Dago intsony. Soa fa nisy imailaka :-)
10. mishou ( 08/05/2005 21:11)
ny ahy aza nanao reclamation aho de hoe ataovy recommandé @ manaraka fa tsy assuré ny taratasy tsotra fa natao recommandé ity chèque fa nanjavona fa niverina afaka 10 andro nefa nalefa teto france ihany an, de tsy misy fanazavana fa ho nigrevy hono ny poste nefa ny recommandé tsy tokony ho ao anatin\'izany

Hery> fa ny imailaka tsy mahavita ny rehetra tianao an, @ fetin\'ny reny aho zao te handefa zavatra fa ny DHL koa ka million Fmg ny 1 kilo (miala tsiny fa tsy haiko ilay 1 million @ ariary fa efa tsy tany intsony aho t@ilay izy nivadika e)
:°) :°)
11. totty ( 08/05/2005 21:40)
tena marina daholo nyvoalazanareo,nefaizahoizao nandefa ilay taraasy iodianataoko recommandé avec accusé de receptionnefa diatsy nisyvaliny mandrakity ny androany.
12. pitchou ( 09/05/2005 19:07)
aristar> atao imailaka araka ny lazain'i hery ka! dia raha colis d alefa ohatra hoe frêt raha mavesabesatra!
13. fijo ( 09/05/2005 21:25)
totty araho fa azo arahana raha izany.
14. isambilokely ( 10/05/2005 04:15)
Izay no mahatonga ny any amin'ny firenena tena mandroso sasany tsy mampiasa fakitera intsony fa tsy maintsy manana boaty positaly ny tsirairay.

Raha misy ny taratasy very na misokatra dia mora arahina.

Mbilo
:lol: Youpiiiiiiiiiiiiie
www.amontana.com
15. rhevinilsen ( 11/05/2005 00:33)
ny boite postale tsy mahasakana ny taratasy ho voasokatra,
any @ reception sy ny triage io d'efa mandeha, "trién" dry zalahy izay hitany fa mety hisy sosy.
Ny any ivelany mba misy henatra sy tahotra ihany satria afaka mitory sy manaraka ianao; fa ny aty dago oadriii enao very zavatra ndray no lany vola sy sahiran fa ry zareo tsy miraharaha akoriny
16. rurik ( 11/05/2005 13:00)
ohatran'ny efa tsy ho hisy intsony ny fitokisana @zavatra rehetra hatao any dago e izay hatao rehetra toa mampanahy daholo.raha ohatran'ny any aminay izany dia oa @firaisana no tonga ny taratasy dia rehefa mandalo ianao dia atsoin'ndry zareo hoe misy taratasinareo e!ary raha hitandry zareo ny trano dia hoetiny ny taratasy .ka iza ary no arahina raha tsy tonga ny taratasinao? ambanivohitra aloha e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2974