clonation humain

21. mamzelkely ( 03/05/2005 10:32)
sonwin
22. sonwin ( 04/05/2005 07:27)
:-D :-D
23. fijo ( 04/05/2005 21:57)
organe inona ohatra ry pitchou?
24. pitchou ( 05/05/2005 05:31)
ohatra le tsy mety na tsy mandeha tsara d mila soloina ka! misy organe misy problema ange enao?
25. sonwin ( 05/05/2005 11:22)
Fa mahita organe nga pitchou raha misy blem leiry?
26. dadabe ( 06/05/2005 09:17)
:( :( tsy kopy le
27. pitchou ( 06/05/2005 18:27)
sonwin> ka d avela @zao kosa ve fa enao ko! tsy maintsy itedavana
28. sonwin ( 08/05/2005 10:54)
dia aiza mahita?
29. pitchou ( 09/05/2005 18:31)
clone
30. sonwin ( 10/05/2005 10:40)
:^) :-D
31. pitchou ( 10/05/2005 18:49)
sonwin aza miomehy mafy loatra sao misy maheno! :-$
32. fijo ( 10/05/2005 21:03)
ka hoe organa inona ko nareo ko
33. pitchou ( 13/05/2005 20:19)
fa ngah enao misy organe misy problema? 8O
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2883