hafa dray...

81. sasa ( 11/05/2005 11:32)
ari-malala afa-po
82. ari.malala ( 11/05/2005 13:04)
k'efa oe omeo hono izy de atorony ko! fa nalain'iza ny fon'i sasa? :-D

83. mamzelkely ( 11/05/2005 13:44)
ôtrany kamo be za amaky le dinika fa inn kay le resa-bitroaly io :-D :-P
84. sasa ( 12/05/2005 04:59)
ari-malala nalain'i poutsy akia; dia homena in njy klou
85. yonikafopl ( 12/05/2005 06:26)
ari malala omeo dadabe de lazaiko :p

vazivazy io sao tokotrany dia mandray izay omen\'i ari eo elah c ly an :wink:
86. haingo23 ( 12/05/2005 06:47)
Ka i ari.malala anie no manontany anay fa tsy ny saka na ny bitro e! de omeo aloha izahay vao lazainay ny valiny
87. sasa ( 12/05/2005 10:50)
ari-malala omeo hono i haingo23 dia lazainy ny valiny hi hi hi kanefa njy no tokony hangataka any e
88. ari.malala ( 12/05/2005 10:56)
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) fa tadiavinareo omeko in i haingo rey olona ê! le saka no omena fa tsy za. za aky bebe tsy manana n'inon'inona omena an'ibedada â! omendry ihany izy! =)) =))
89. sasa ( 12/05/2005 11:07)
o lety ry bedada an raikitra lety i ari-malala sy haingo23 ireo jereo anie fa faly be mintsy i ari-malala e
ari-malala atao mariazy virtoaly tsy ho ela njy sy haingo23
90. dadabe ( 12/05/2005 16:24)
ari.malala>azaa mihetsika amizao position miorirana zao fa tonga de hiorina kounkou zah :oops:
91. ari.malala ( 13/05/2005 06:32)
sasa, aza vendrana oa! dadabe, tsy menatra an'i bebe akory ve enao!? Mampalahelo ana mintsy ny anaovanao an,'iny bebe anay iny!

92. yonikafopl ( 13/05/2005 18:41)
ari malala hihihihih za aky tsy mampanaelo zany an, za kou nge ato ambadika mba manome ny hafa e!!, izay no nilazako we sao ho faty antoka eo izy fa mba omeo any aky an!!

fa lazao amzay kalou le valiny e :-P
93. dadabe ( 14/05/2005 11:09)
:twisted: :twisted: zah anie miorirana maka sary fa tsy manao inona e :evil: :evil:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3537