hafa dray...
65. sasa
(
10/05/2005 05:57)
iartistika>oadray za wa tsy miova taranja izany ho an'i poutsy io fa adinoko ny nanoratra sady i dadabe efa an'i bebe tsy mahazo manao an'izany
poutsy :* :* :*
poutsy :* :* :*
66. dadabe
(
10/05/2005 13:21)
presizeoo tsra lety fa sao de hiova taranja ary elah zany kle :-P
yonika :-* :-* :-* :-* ny anay zao ataonay reel kle :wink:

67. sasa
(
10/05/2005 13:53)
dadabe mbola tsy miova aloha le taranja hatramizay ka hatramizao fa le taranja Malagasy ihany
68. ari.malala
(
10/05/2005 14:41)
tohizako eto ndray ary ty fa mitovitovy ihany an, sady @ teny gasy piora porika mintsy! :)
Nisy bitro lahy sy saka vavy hono zany nifanena tany ankodahodan-tany be de very lalana le saka vavy, de nanontany an'le bitro hoe hitanao ve ny lalana mankany an'anona, de ozy le bitro lahy, omeo ah de atoroko! de nanaiky ny saka, de raikitra teo zany ny mifandamoro... de nandeha ndray, de nangateta ny saka de oe aiza no misy dobo azo isotroana rano? de ohatran'ny teo ihany, omeo aho de atoroko, de raikitra ndray, de nandeha ihany, de nony farany de bevoka ny saka vavy, de inona ary ny zanany refa teraka ô!

71. mishou
(
10/05/2005 16:51)
sonwin> io ve le resaka saka :?:
ari.malala>saika hiteny aho hoe bitro voalavo hay moa kay saka ilay izy =)) =)) =)) =)) =))

75. ari.malala
(
11/05/2005 06:05)
in ko ty fosina r'i sonwin? :-D
dadabe ko tsy maharaka mintsy! vakia tsara de arakao! de mitenena ihany alo fa tsy ho hainareo eo ve refa farany ê! :-D

77. sasa
(
11/05/2005 07:05)
f'angaha tsy mety raha le faharoa no raisina
bitro+saka= troka ye izay no tsaratsara kokoa klé le fihinan'ny dadabe le tsoka e
elah lety ry bedada raha hampifandray zavatra tsy mifandray; fa taiza elah no nianatra e mba tiako ho fantatra mantsy

78. sonwin
(
11/05/2005 09:54)
:lol:
mishou > tsy io ilay resaka saka fa efa nanjavona e
ari.malala> voalavo ve no nivoaka tao?

80. ari.malala
(
11/05/2005 10:09)
:-D teneno ihany alo oa! araho tsara ny resak'zareo! farany ve ysu ho hainareo eo ihany ny valiny ê! :D