miala tsiny fa ty le tohin'le plage

41. sasa ( 02/05/2005 05:01)
=)) =)) =)) =)) nareo mampmé tssssssssssssss za lahy dia poutsy vavy; dia za vavy dia poutsy lahy dia samy manan-karena izahay 2
42. ari.malala ( 02/05/2005 10:39)
sonwin â! tsy enao anie no pihako maso ê! sady za matahotra an'le vady virtoalinao bedabe fa za kelikely ihany! Iza ndray moa zao mitady hifampijery chausson zao! tsy kôpy eo ndray nge i dadabe ê! :-D

43. sasa ( 02/05/2005 11:48)
sonwin
za lahy dia poutsy vavy; dia za vavy dia poutsy lahy dia samy manan-karena izahay 2
44. dadabe ( 02/05/2005 12:19)
rey razzako any ampasana oo,misy tsy mahazo njayy mariana amin'atambo.
ari.malala>ny inn anaka no tsy kopiko????
45. sonwin ( 02/05/2005 12:30)
fa in ity bisex ity klé? sasa sy poutsy?dray marina :roll:
46. sasa ( 02/05/2005 13:02)
dadabe teo rey razako zao miampy any am-pasana ahoana e dadabe ity ve efa manao kirin'antitra mintsy e! sa efa miresaka am razana fona
sonwin io izy io ka in mahagaga milay be anie izany e sady rehefa bisex passe partout knou
47. sonwin ( 02/05/2005 15:23)
pass par tout les lavaka ve no tianao lazaina?
48. iartistika ( 02/05/2005 15:37)
le harena??
49. Veloo ( 02/05/2005 20:28)
=)) :lol: :lol: dia misy tokoa ny adala kle
50. dadabe ( 03/05/2005 03:47)
njy ve?
51. sasa ( 03/05/2005 04:32)
dadabe =)) =))
sonwin izao le passe par tout miaraka manankarena izahay roa fa le hoe lavaka aloha tsy haiko iny sady tsy fantatro hoe lavaka aiza ? lava-kidy ihany izao no fantatro; ye le fanatsofohana lakile iny
52. Veloo ( 03/05/2005 14:44)
dadabe a =)) =)) =)) ie njy ko ao anatiny =)) =)) =))
53. dadabe ( 04/05/2005 05:24)
tsika sy njy zany samy adala de mety ho hanakarena ihany kle :-* :wink:
54. ari.malala ( 04/05/2005 05:42)
oun! dadabe alazako @ bebe yonika! mitady harena any an-kafa njay ddaabe an!
55. sonwin ( 04/05/2005 08:39)
mitady lavaka ela frera an :-D
56. sasa ( 04/05/2005 12:28)
dadabe elah izany mitady tsy ho fidele virtoaly an sa efa bevohoka virtoaly bebe dia mitady harena any am veloo
sonwin miady lavaka fa tsy mitady lavaka
57. Veloo ( 04/05/2005 15:42)
=)) =)) =)) =)) adala doly nareo
58. dadabe ( 04/05/2005 15:55)
tsika rehetra :wink: :-*
59. iartistika ( 04/05/2005 17:57)
60. sonwin ( 05/05/2005 09:59)
:^) :^)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0125